Tovolahy iray maty voahosin’ny kamiao teny amin’ny RN7, PK 152 + 200, tao Bemasoandro, fokontany Bemololo, kaominina Andranomanelatra Antsirabe II, ny sabotsy 26 aogositra teo. Saika hisongona sarety ilay kamiao kinanjo nifaoka tampoka ilay zaza. Olona iray tapaka tanteraka ny tongony. Natoron’ireo jiolahy mpaka an-keriny ny mpitandro filaminana ny toerana […]
Tselatra
INDRAY MIJERY
Filoha mpitarika ny Seces sampana Antananarivo. Mitaky fisaonam-pirenena manoloana ny famoizana aina maro, vokatry ny fifanosehana niseho, nandritra ny lanonana fisantarana ny lalaon’ny Nosy andiany faha-11 teny Mahamasina izy ireo. Mirary fahasitranana ho an’ireo mbola mitsabo ary miara-miory amin’ireo namoy havana izy ireo. Anio no hanapaka ny tohin’ny hetsika ny […]
Sombim-baovao
Nandresy an’i La Réunion tamin’ny seta 3 no ho 1 i Madagasikara, ho an’ny taranja volley-ball, sokajy vehivavy. Afa-bela izany ny Malagasy, izay resin’i La Réunion teo amin’ny famaranana, nandritry ny lalaon’ ny Nosy 2019 natao tany Maurice. Tsy tafiditra tao anatin’ireo telo voalohany mahazo medaly ny Malagasy teo amin’ny […]
TARATRY ny KANTO
Manomboka manina ny zavakantony ny Malagasy monina any ivelany. Na tsy misy aza ny mpikarakara fampisehoana, ireo Malagasy any an-toerana mihitsy no mivondrona ka miantso ireo mpanakanto mihira kalon’ny fahiny sy ny hiran’ny omaly. Tsy sehatra goavana no hanatanterahina ilay seho, fa na izany aza, ilay hanina ny an’ny tena […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitentina 115 tapitrisa Ar ny anjaran’ny fanjakana malagasy, hampiasaina ho an’ny enim-bolana faharoa ho an’ny taona 2023, ao anatin’ny PIAA2. Fandaharanasa hitantanana ny fako eto Antananarivo io, iarahana amin’ny Vondrona eoropeanina (UE) sy ny Antokon-draharaha frantsay ho an’ny fampandrosoana (AFD). Nandray anjara tamin’ny fivorian’ireo firenena mpikambana ao anatin’ny Brics sy […]




