Tselatra

TSELATRA

 Nidoboka am-ponja ny jiolahy raindahiny mpamaky trano sy fisoko teny Ambohimanambola, afakomaly. Nangalatra akoholahy mpiady 10, ny alin’ny 28 hifoha 29 jona teo izy. Tsikaritry ny manodidina anefa ny famarotany ireo biby ka nisy nampandre ny zandary. Voasambotra ny 15 jolay teo ity mpangalatra sady efa mpamerin-keloka ity.  Fiara iray […]

Sombim-baovao

Lalaon’ny «Francophonie  2023». Ailik’ireo mi­nisitera roa, Kolontsaina sy Fanatanjahatena ny fiantohana ireo mpanao Freestyle amin’ny taranja baolina kitra. Tsy fantatr’izy ireo ny minisitra mpiahy azy ireo. Ma­­rihina fa ny “Jeux de la Francophonie”, atao any Kin­shasha, ny 28 jolay hatramin’ny 6 aogositra ho avy izao. Hery Bastien, mpilalao Barea, nahazo […]

Vaovao tambatra

Voatendry ho tale jeneraly, ny Dr. Edaly, hitantana ny Ivontoerana famongorana ny valala (IFVM) eto Ma­dagasikara. Nisahana ny fitantanana vonjimaika nandritra ny valo volana, ny tale teknikan’ny IFVM, Andriama­roahina Tsitohaina. Natao omaly ny fifamindram-pitantanana. Milanja 744 846 t ny vary nafaran’i Madagasi­kara avy any ivelany, ny taona 2022. Io no […]

TARATRY ny KANTO

Tontosaina nanomboka omaly, ary tsy hifarana raha tsy ny 4 aogositra 2023, ny atrikasa “Théatre” ho an’ny ankizy 6 hatramin’ny 15 taona. Ny Compagnie Miangaly Théatre, fikambanana manana ny maha izy azy eo amin’ny teatra malagasy no mikarakara izany. Tanjona ny hambolena indray ny teatra eto Madagasi­kara sy hanomezana ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nambaran’ny mpitarika ny antoko ny Fireneko, Rabary Paul, omaly, fa tsy olana ilay anto-bola 200 tap Ar, haloan’ny kandidà hiatrika fifidianana. Natao hanalana an-daharana ireo mpikarama anady politika sy anavahana ny vary amin’ny tsiparifary izany. Tsy tokony hoferana koa ny volan’ny propagandy. “Tsy maintsy atao izay hisin’ny filaminan’ny fifidianana”, hoy […]