Tselatra

TSELATRA

Olona iray maty tsy tra-drano tao amin’ny fokontany Mamono, kaominina ambanivohitr’i Morombe, Toliara, afakomaly. Notifirina lehilahy iray tao anaty haizina izy raha iny nivoaka ho any amin’ny toeram-pivoahana iny. Naheno poa-basy ny fokonoloka ka nanenjika ilay jiolahy. Tratra ihany izy. Tafasitrika tany ambany taksiborosy Sprinter tao Maromaniry, fokontany Amparafara, kaominina […]

VAOVAO TAMBATRA

Tsikaritra fa niverina tsikelikely indray ny fahatapahan-jiro misesy na delestazy eto an-drenivohitra. Manodidina ny adiny roa ny faharetany tamin’ny herinandro ambony, ary lasa adiny telo, nanomboka ny sabotsy teo. Manomboka amin’ny 10 ora alina ny fahatapahana hatramin’ny 12 ora alina, ary niitatra hatramin’ny 1 ora maraina aza izany. Ratsy ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Nisy fiovana ny kianja hihaonan’i Barea de Madagascar sy i Seychelles, amin’ny alakamisy izao. Raha tao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina no voalaza, hatao any By Pass, kianja Elgeco, izany, araka ny fanazavana nomen’ny minisiteran’ny Fanatan­jahantena. Marihina fa amin’ny 7 ora hariva ny lalao. Tonga eto Madagasikara hanao fialantsasatra i Francesco […]

INDRAY MIJERY

Hanao volon’andro ririnina ny andro anio sy rahampitso, hahatsapa hatsiaka, araka izany, ny amin’ny faritry ny afovoantany, hoy ny foibe famantarana ny toetry ny andro. Mandrahona ny ilany atsinanan’ny afovoantany anio ary 22°C -24°C ny maripana ambony indrindra amin’io faritra voalaza io. 66,04 % ny taham-pahafahana bakalorea ho an’ny faritanin’i […]

TARATRY ny KANTO

Tafatsangana ny « Sehatra bagasy » any Frantsa. Io no anisan’ny voandalana lehibe nentin’ny R’Imbosa nandritra ny fandalovany tany an-toerana. Mialoha ny fifidianana dia ireto aloha no mitantana : Raiamandreny : Rakotonirina Wilson sy Hanta mivady. Filoha : Andrianasolo Rolland Rafiankinana sy Antso mivady. Mpitan-tsoratra : Rasoamahenina James sy Eliane mivady. Tsy mivelatra ny hosodoko. Noho […]