Tselatra

TSELATRA

Fiara Sprinter iray no nivadika teny Tsara­manga Ambatofotsy, omaly. Olona 12 no tao anatiny ka ny fito tamin’ireo naratra. Nandeha mafy ilay fiara ka tsy nahafehy ny familiana ny mpamily, nivoaka ny lalana ny fiara, raha ny tatitra nampitain’ny zandary. Nentina na­monjy toeram-pitsaboana ireo naratra. Na teo aza anefa izany, […]

SOMBIM-BAOVAO

Nodimandry teo amin’ny faha-44 taonany, omaly maraina, ny Sensei Ratafika Lova, CTR (Conseiller téchnique régional), eo anivon’ny ligin’Ana­lamanga, taranja Judo. Nahavita be teo amin’ny tontolon’ny Judo izy ary efa nandrafitra ny ekipa nasionaly. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly ny”Camp des Jeunes filles U23″, taranja basikety 3×3, tontosaina eny Vontovorona. Efa […]

VAOVAO TAMBATRA

Manodidina ny 2,7 t isaky ny hekitara ny voka-bary eto amintsika. Ambany izany raha ampitahaina amin’ny salanisa maneran-tany, izay manodidina ny 4,6 t/ha. Ambolena vary ny 55%-n’ny tany voajary eto Mada­ga­sikara, manome fitambarany 1,3 tapitrisa ha. Midada­sika indrindra ny any Alaotra, manodidina ny 100 000 ha. Hisitraka « kits solaires […]

INDRAY MIJERY

Vita ny tobim-pahasalamana an-tsekoly ao amin’ny lycée Nanisana, Cisco Antananarivo Renivohitra. Ahitana fanafody sy fitaovana ilaina amin’ny fandraisana marary ao an-toerana. Ireo mpianatra sy ireo mpampianatra ao amin’ny lycée no hisitraka izany voalohany. Hahazo tombontsoa amin’izany koa ny mpianatra rehetra mpikambana eo anivon’ny Cisco Antananarivo Renivohitra. Secteur efatra, ao amin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Nodimandry i Narcisse Njava. I Monique Njava no nampita ny vaovao omaly, fa nodimandry ny zo­kin’izy ireo, Narcisse. Tsy tao anatin’ny tarika Njava izy, kanefa kosa anisan’ireo nitari-dalana ireo zandriny teo amin’ny mozika. Anisan’ny hirany malaza ny “Ilay taratasinao”. Manan-talenta sy feo miavaka izy, raha ny filazan’i Mamy Gotso. “Hihira […]