Naneho firaisankina amin’ny fitakiana ny mangarahara mahakasika ny “Prize money”, mitentina 500.000 dolara ho an’ny mpilalao sy ny staff, ny Barea nanao Chan Algerie 2022. Raha ny filazan’ireo mpilalao malagasy, efa ela no tonga ilay vola saingy tsy fantatr’izy ireo izay hanaovan’ny federasiona malagasin’ ny baolina kitra izany. “Mitaky ny […]
Other News
Loholona Tsiebo Mahaleo : “Avela hiroso ireo vonona”
“Rehefa hita ny tena fa tsy ampy fanazaran-tena, mijanonà ho mjery na miala an-daharana fa aza miditra eny ambony kianja. Avelao hilalao ny olona izay vonona”, hoy ny fanehoan-kevitry ny loholona Tsiebo Mahaleo Richard. Hatramin’izao, tsy mbola misy fanovana ny lalàm-pifidianana, tsy misy fanakantsakanana tsy hahazo hirotsa-kofidina izany raha mahafeno […]
Ravonison Tintin : “Vahaolana ny fihaonan’ireo filoha telo “
Izy telo mirahalahy izay efa filoha voafidy, Ravalomanana sy Rajaonarimampianina ary Rajoelina, no tokony hihaona any amin’ny trano fisainan’ny FFKM, raha ny tolo-kevitra naroson’ny mpandinika raharaham-pirenena, Ravonison Tintin, momba ny toe-draharaham-pirenena. “Mba tsy hisian’ny fanavakavahana, antsoina koa ry zareo Silamo satria samy Malagasy”, hoy izy. Miainga amin’izay ny fanadiovana. Izay tapak’izy […]
KMF/Cnoe : “Tsy vonona hifampihaino isika”
Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny KMF/Cnoe, omaly, amin’izao hiatrehana ny fifidianana izao. Nambara fa tsy anisan’ny tafiditra ao anatin’ny lahadiniky ny Antenimiera ny fanitsiana ny lalàna mifehy ny fifidianana. “Hiverina sy hiampy indray ny lesoka izay efa nanolorana sosokevitra tamin’ny fikarakarana ny fifidianana farany teo. Voaporofo fa tsy vonona hisokatra sy hifampihaino […]
Andrianainarivelo Hajo : “Mila hajaina ny lalàna”
Anisan’ireo naneho ny heviny momba ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo. Niarahana amin’ny eo anivon’ny Transparency International Initiative Madagascar sy ireo mpanao politika hafa izany. Nitovian’ny rehetra hevitra fa mbola maro ny fepetra tsy mbola tafapetraka. Izany anefa no ahafahana mahazo ny fahalalahan’ny asa […]






