Natao ny alahady lasa teo, tetsy Anosy, ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga ASIEF, taranja hazakazaka am-bisikileta sy atletisma. Nifaninana ny minisitera 9 tamin’ireo 19. Niara-dalana tamin’izany ny fifaninanana VTT, nahitana minisitera 3 tamin’ireo 4 mpikambana. Hesika nampitondraina ny anarana hoe “Rodoben’ny firaisankina”. Ankoatra ny atletisma, anatiny koa ny fifaninanana ny taranja […]
Other News
« Coupe René Ramanitrandrasana » : nanjaka ny klioban’ny Karate Kokaju
Nanjakan’ny klioba Karate Kokaju, Analamanga, ny fiadiana ny amboaran’ny “Coupe Hanshi René Ramanitrandrasana”. Nandrombaka medaly volamena miisa 7 sy alimo 6 ny klioba, nandritra ny fihaonana natao teny Ambatobe, ny sabotsy lasa teo. Notolorana lelavola, 100. 000 Ar, miampy amboara avokoa ireo tompondaka isan-tsokajy. 50.000 Ar ny faharoa. Afa-po ny […]
Tae-kwon-do – «Open Chinjok»: nanjaka ny ligin’ Analamanga
Tontosa ny sabotsy 29 sy ny alahady 30 avrily lasa teo, teny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny “Open”, taranja tae-kwon-do, nokarakarain’ny klioba Chinjok. Fihaonana niarahana niasa tamin’ny ligin’Analamanga. Ady (Kirugi) no natao tao anatin’ny roa andro. Raha teo amin’ny vokatra, nanjaka ireo mpikatroka avy amin’ny ligin’ Analamanga. Lasan’izy ireo avokoa ny fandresena […]
Kitra – «Orange Pro League 2023»: fantatra ireo hiatrika ny «Play-off»
Efa nalain’ireo ekipa valo avokoa ny tapakila hahafahana miatrika ny fifaninanam-pirenena “Playoff, OPL 2023”. Anisan’ireo ekipa nahazo izany farany ny Ajesaia Bongolava, izay avy ao amin’ny kaonferansy avaratra. Efa fantatra avokoa ny ekipa 8 tafita hiatrika ny “Play off” avy amin’ny kaonferansy atsimo sy avaratra, fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara “Orange […]
Tetikasa FYVARY : masomboly tsy voatery hampiasana zezika
Nanaovana andrana sy fanehoana ny tetikasa Fyvary ny lemak’i Volidina, fokontany Antsahatanteraka, kaominina Ankadinondry Sakay, distrika Tsiroanomandidy. Nampiasana masomboly Fyvary 85 sy Fyvary 32 ny velaran-tany maherin’ny 20 Ha sady natao vala tahaka ny nanaovana ny teknika papriz. Natao izao hanatsarana ny voka-bary eo an-toerana sy ho fiaraha-miasa amin’ny tetikasa. […]






