Other News

Tontolon’ny Dihy: hisy ny “Festival” hokarakarain’ny minisitera mpiahy

Nomarihina ny 29 avrily lasa teo ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny dihy. Maro ny hetsika notanterahina teto Antananarivo. Nivoitra taorian’izany ny hikarakarakana “ Festival”. Ny 29 avrily teo ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny dihy. Ny alatsinainy 1 mey kosa no nomarihina izany, tetsy amin’ ny Ivokolo Analakely. An­koatra ny fampisehoana, […]

ANTOKO MMM: « Tsy mbola natao laharam-pahamehana ny asa »

Anjaran’ny eny Atsi­mondrano indray ! Anisan’ny nambaran’ny filoha nasiona­lin’ny antoko Malagasy mia­ra-miainga, Andrianainarivelo Hajo, teny Anosizato, omaly ny momba ny fetin’ny asa. «Tsy handroso ny firenena raha tsy mbola atao laharam-pahamehana ny asa sy ny fanabeazana, ary ny fahasalamana», hoy izy. Nanteriny fa tsy nisongadina ireo sehatra ireo, ka nampitotongana […]

Fanavaozana lisitry ny mpifidy : fitaovana azo kirakiraina ny rejisitry ny fokontany

“Fitaovana heverin’ny Ceni fa anisan’ireo antontan-kevitra azo kirakiraina amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy ny rejisitra teo aloha eny anivon’ny fokontany.” Io ny fanazavan’ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, ny faran’ny herinandro teo, momba ny na­moahan’ny Ceni ny lisitry ny mpifidy amin’ny fanavaozana isan-taona ny lisi-pifidianana (Ral) nefa […]

Antenimierandoholona : nisokatra ny fivoriana ara-potoana voalohany

Tontosa omaly tolak’andro, teny amin’ny Lapan’ny Antenimierandoholona, Ano­sy, ny lanonana fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriambe ara-potoana voalohany. Haharitra 60 andro ny fivoriana, araka ny voatondron’ny Lalàmpanorenana. Ny talata voalohany amin’ny volana mey no hanaovana ny fivoriana ara-potoana voalohany, ny talata fahatelo amin’ny volana oktobra kosa ny fivoriambe ara-potoana faharoa. […]