Other News
Angela Quintal – Committee to Protect Journalists: « Mihasimba ny tontolo hiasan’ny mpanao gazety aty Afrika »
Miharatsy ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety aty Afrika. Mampanahy ny zavatra mety hiseho mandritra ny taona 2023, hoy i Angela Quintal, Mpandrindra ny tetikasa ho an’i Afrika, eo anivon’ny Committee to Protect Journalists, manana ny foibeny any New York. Resadresaka. (*) Gazety Taratra: Amin’ny maha mpandrindra ny fandaharanasa CPJ-Africa, ahoana ny […]
Basikety 3×3 : hanainga anio ho any Israely ny Ankoay vehivavy
Hiatrika ny dingana fifanintsanana hahazoana ny tapakilan’ny fiadiana ny amboara eran-tany, taranja basikety 3×3, ny Ankoay vehivavy, ny 6 sy 7 mey izao. Anio no hanainga ho any Israely ny delegasiona malagasy hiatrika izany fifaninanana izany. “Marina fa mafy ny ekipa hifandonana saingy nanoman-tena ny Ankoay, ka miandrandra ny ho […]
« World Rugby Sevens» : “Tsy mbola zatra lalao manorana isika”
“Hita ho lesoka ho an’ny ekipa malagasy ny andro ratsy, avy ny orana, ka sarotra ho azy ireo ny mitazona sy mandray baolina. Tsy mahazatra antsika nefa ny milalao amin’izany”, hoy Andriamaro Hajason Maminarivo, mpanazatra ny Makis de Madagascar, vehivavy, raha tonga teny Ivato, omaly 1 avrily 2023. Marihina fa […]
Minisitra Resampa André Haja : «Sady hisy no ho tsara ny lalaon’ ny Nosy hatao eto Madagasikara»
Manoloana ny resabe sy fanahiana iainan’ny atleta sy ny vahoaka malagasy, amin’ny hisian’ ny lalaon’ny Nosy 2023 na tsia, nanazava ny sain’ny rehetra ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Resampa André Haja . Gazety Taratra(*) : Efa-bolana tsy higadonan’ny lalaon’ny Nosy, izay kasaina hatao eto Madagasikara, manao ahoana ny zava-misy ? […]






