Other News

Ambodin’Isotry : ho vita afaka 15 andro ny lalana

Miisa 43 ny lalana arenina eto an-dRenivohitra, ao anatin’ ny fandaharam-potoanan’ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP). Efa vita ny eny amin’ ny lalana By-Pass Ankadim­bahoaka. An-dalana, efa vita 75% ny eny Ambodin’Isotry, Aigle Noir, izay hisokatra ho azo andehanan’ny fiara afaka 15 andro. Hitohy eny amin’ny Cnaps Ampefiloha, Tsarala­làna, Analakely indray […]

Fiampitana amin’ny zahatra : andoavana 50.000 Ar isaky ny fiara ny RN 5

Mihantona ny asa fanarenana ny lalam-pirenena fahadimy (RN 5), amin’ny tapany mianavaratra. Miainga eo Soa­nierana Ivongo mankany Mananara Avaratra ary Ma­roantsetra. Velon-taraina ny mponina, indrindra ireo fiara mpampiasa lalana. Lasa ataon’ ny mponina fitadiavam-bola ny fampiasana ny tetezana sy ny fiampitana amin’ny zahatra (lakana vita amin’ny volobe) any amin’ireo toerana […]

Minisitra Ramilison Harifidy: tsy tokony hanafatra vary any ivelany isika

Karohina ny vahaolana maharitra hikojakojana ny lemaka voatondraka eto amintsika. Tokony ho ampy tsara ny voka-bary eto an-toerana, raha voakojakoja araka ny tokony ho izy ny fotodrafitrasa ara-pambolena. Atao eto Antananarivo, ny 27 sy 28 avrily izao, ny atrikasa ho fitadiavana vahaolana maharitra amin’ny fikojakojana ireo lemaka voatondraka eto Mada­gasikara. […]

Ecole en Foot-ball : hiaro ny amboara azony ny LTC Ampefiloha

Hiditra amin’ny andiany faharoa ny “Ecole en foot-ball”, baolina kitra lalaovina olona 7, ho an’ny sokajy U16, U17, U18 hifanandrinan’ireo mpianatra amin’ny sekoly eto an-drenivohitra. Hotanterahina ny sabotsy 6 mey tontolo andro, eny amin’ ny kianja “synthètique” Ando­halo, izany fihaonana izany. Hiaro ny amboara azony amin’ ity ny LTC Ampefiloha […]