Other News

Ady amin’ny sondro-bidim-piainana : mila ampitomboana ny famokarana anatiny

Anisan’ny ady voalohany amin’ny fiakaran’ny vidim-piainana ny famokarana anatiny. Voatonona anatin’izany ny fampiroboroboana ny fambolena sy ny fizarana ireo teknikam-pambolena ho an’ny tan­tsaha. Tafiditra amin’izay koa ny fizarana zezika sy ma­somboly hahafahan’izy ireo mampitombo ny famokarana. Hisy fiantraikany betsaka eo amin’ny lafiny toekarena izany hisorohana ny fiakaran’ny vidim-piainana. “Tsy mbola […]

Antenimierandoholona-Solar Plexuis: nizara traikefa ny Mompera Pedro

Nitsidika ny toby Akamasoa eny Andralanitra ny filohan’ny Antenimierandoholona (PS), Razafimahefa Herimanana sy Alain Orriols, filohan’ny orinasa Solar Plexuis any La Réunion, ny 24 avrily teo. Nizara ny traikefany ny Mompera Pedro, amin’ny lafiny fanorenan-trano, ny fambolen-kazo, ny asa tanana, sns. Misy ny fiaraha-mia­san’ny Antenimie­ran­doholona sy ny Nosy La Réunion, […]

Fiofanana nomen’ny ANS sy CUA: 37 notolorana mari-pankasitrahana

Notanterahina, omaly, teny Ampefiloha, ny fanolorana mari-pankasitrahana ireo 37 mianadahy, andiany « Sandra­tra », niofana nandritra ny 4 andro, ny 17-20 avrily lasa teo. Nisahana ny fiofanana ny Académie National des Sports (ANS). Anisan’ny nahafahana nanatontosa ny hetsika kosa ny kaominina Antananarivo Re­nivohitra (CUA). Novoizina tamin’ity andiany fahadimy ity ny lohahevitra « Animateurs […]

R. Dzery : mitohy ny fampirantiana “Kanto ho an’i Neny”

Tontosaina eny amin’ny Ivokolo Analakely, nanomboka ny 18 avrily hatramin’ny 2 jona ho avy izao, ny varotra fampirantiana ataon-dRafidi­narivo Hagoharidzery Hery, fantatra amin’ny anarana R. Dzery eo amin’ny maha mpahay kanto. « Kanto ho an’i Neny » no lohahevitra sy lohatenin’ity hetsika ity. Mano­didina ny 40 ny hosodoko harantin’i R. Dzery, ao […]