Nifarana ny alahady lasa teo, tetsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina, ny andiany voalohany amin’ny “Mibala Tournament”, taranja basikety. Betsaka ny zavatra tsy nampoizina, hoy ny mpikarakara, indrindra ny fanohanan’ny mpijery izay nanome aina tanteraka ny fifaninanana. «Tsapa rehefa nanao ny fandinihana izahay fa ireo ekipa tena be mpanohana […]
Other News
Basikety-Analamanga : hohamafisina ny fanajana ny fitsipika
Nanokatra ofisialy ny taom-pikatrohana 2023, teny Ankatso, ny sabotsy lasa teo, ny ligin’Analamanga, taranja basikety. Nisy ny filatroana nataon’ny klioba rehetra mandrafitra ny ligy nanombohana izany ary nitohy tamin’ny lalao. Hanome ny tsara kokoa noho ny tamin’ny taon-dasa ny ligin’Analamanga amin’ity taona 2023 ity, izay nanambara fa hohamafisina ny fanajana […]
FederasiOn’ny baolina kitra : sahirana mitady mpanazatra ho an’ny Barea “A”
Raha tsy misy ny fiovana, ho fantatra amin’ity herinandro ity ny anaran’izay ho mpanazatra ny Barea de Madagascar “A”. Efa manao fakan-kevitra etsy sy eroa ny ao amin’ny Federasiona malagasy (FMF), ny amin’izay handimby an’i Nicolas Dupuis, nametra-pialana noho ny tsy fahombiazana. Sahiran-tsaina ny tomponandraikitra eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina […]
Fitaterana an-dranomasina : mila havaozina ireo seranan-tsambo maro
Anisan’ny lohany eran-tany amin’ny fitaterana an-dranomasina ny Vondrona CMA CGM, izay am-polo taona maro taty amin’ny ranomasimbe Indianina. Mihena ny asan’io orinasa io ankehitriny eto Madagasikara noho ny tsy fahampian’ny seranan-tsambo mihodina tsara, ankoatra ny any Toamasina sy Ehoala any Taolagnaro. Amin’izao fotoana izao, mbola olom-bitsy no mahazo sitraka amin’ny […]
Fisitrahana tany: tsy mbola tompon’ny taniny ny ankamaroan’ny Malagasy
Mahatratra 10 tapitrisa ny sombin-tany (parcelles) manerana ny Nosy voaisan’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny fananantany (MATSF) niaraka tamin’ny Banky iraisam-pirenena. Ny 20 % amin’ireo ihany anefa no vosoratra ka matetika aza mbola isehoana olana, toy ny ady na halatra tany. Ny 80 % ambiny dia tsy misy taratasy […]






