Other News

Fitsidihana ny any Amoron’i Mania: hitokana fotodrafitrasa maromaro ao Ambositra ny filoha

Hihazo ny any amin’ny distrikan’Ambositra any in­dray ny filoha Rajoelina Andry sy ny delegasionina hotarihiny ,anio. Anisan’ny anton-diany any an-toerana ny fitokanana sy fanolorana ireo fotodrafitrasa maromaro any an-toerana. Anisan’izany ny fahavitan’ny fonjabe ao Ambositra, ny biraon’ny fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka sy ny biraon’ny fitaleavam-paritry ny minisite­ran’ny Asa, ny Fampanan’asa. Eo […]

Ny vava no tsy atao be!

Sasatry ny manarina sy mifona ary miala tsiny ireto mpitondra manohana ny Filoham-pirenena. Niteraka fahakiviana sy tabataba, omaly, ny kabary nataon’ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena, voafidy tany Antsiranana. Tsy hotaterina na averina eto izay voalaza mba ialana amin’ny fivoizana izay efa tsy nanjary nataony. Ny asiana tsindrim-peo kosa anefa, fomba […]

Nikasa hamindra razana… : olona 3 sempotra maty tao am-pasana

Andro miditra! Olona telo indray namoy ny ainy vokatry ny famonjena olona telo hafa (vehivavy roa sy lehilahy iray) sempotra tao am-pasana tao Ambohimahasoa, omaly… Nampivarahontsana! Lehilahy telo indray maty tao am-pasana tao Ambodihady Imasy, fo­kontany Andoharondra, kaominina ambanivo­hitr’Am­pitana, dis­trikan’Ambohimahasoa, omaly tamin’ny 1 ora tolakandro. Araka ny fampitam-baovao voaray avy […]

Surf – Sommet africain : Brice Andriantsoa dans le Top 10

Le surfeur malagasy, Brice Andriantsoa, finit neuvième du Championnat d’Afrique de la discipline, disputé en mars au Maroc. Un résultat encourageant pour une première participation. L’athlète malagasy ne rentre pas bredouille du Cham­pionnat d’Afrique de surf disputé au Maroc en mars. L’unique représentant malagasy, Brice Andriantsoa, n’a pas démérité en […]