Other News

Ratovo Valiha : « Tsy vitan’olon-tokana ny fampivelarana ny valiha »

Iray amin’ireo andrarezina amin’ny fitendrena sy fika­rohana momba ny valiha, Ratovo Valiha. Toerana sy sehatra ary firenena maro no efa nanehoany ny talentany sy ny voka-pikarohana vitany. Nilaza ny heviny momba ny fomba hoenti-manapariaka sy mampivelatra ny tontolon’ny valiha izy, omaly. «Tsy vitan’ olon-tokana ny fampivelarana ny tontolon’ny valiha», hoy […]

Vict’art : hanomboka anio ny ranty

Misokatra manomboka anio, eny amin’ny Ivokolo Analakely, ary tsy hifarana raha tsy ny 17 avrily 2023 ny varotra fampirantina hanehoana ny haikanton’i Vict’Art. “F Ames iniste” no lohatenin’ny fampirantina ary lohahevitra voizina mandritra izany. Fiaraha-miasa amin’ny Office national des arts et de la culture (OFNAC) izy ity. Ity ivontoerana ity […]

«Volana iray, mpanoratra iray» : nampahafantarina Rabenoely Olynca

Rabenoely Olynca, mpanoratra avy any Andapa, faritra Sava, no nosafidiana nampahanfantarina nandritra ny «Volana iray mpanoratra iray», nandritra iny volana nivalona iny. Nisy ny fihaonana nataon’ity mpanoratra ity tamin’ireo mpianatry ny CEG Antanifotsy ao Sambava, izay nokarakarain’ny fitalevam-paritry ny Serasera sy ny ko­lontsaina, faritra Sava. An­koatra ny fampahafantarana ny mpanoratra […]