Other News

Kianja Basikety Mahamasina: nihaona tamin’ny SENVH ny FMBB

Taorian’ny fanomezan-dalana avy amin’ny filohan’ ny Repoblika, amin’ny fahafahana mampiasa ny kianja basikety Mahamasina, ni­haona tamin’ny Sekrete­ram-panjakana misahana ny Tanàna Vaovao, ny federasiona malagasin’ny basikety. Niara-nandinika ny fomba hitantanan’ny FMBB ity kianja ity ny SENVH, Andria­manohisoa Gérard sy ny filohan’ny Federasiona, Ra­maroson Jean Michel. Ni­dina ifotony avy hatrany ny roa […]

Minisitra Resampa André Haja: “Omanina ireo atleta andiany faharoa hiofana any ivelany”

Notanterahina omaly ny filankevitry ny minisitra. Nilaza ny minisitry ny Fanatan­ja­hantena, Resampa André Haja, fa hisy atleta malagasy andiany hafa hiofana any ivelany. Hisy koa ny fikarakarana ny amboaran’ny filoha. Hametraka ny paikady “Vohitra”. “Efa mikarakara ireo atleta malagasy andiany faharoa hiofana any ivelany ny minisiteran’ny Fanatanjahantena”, hoy ny minisitry […]

Jly Rakotoarijaona Josoa : “Zava-dehibe ny fiaraha-miombon’ antoka eo amin’ny mpitandro filaminana”

Mitohy hatrany ny ezaka fanamafisana ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana, araka ny famelabelarana ny fandaharan’asa nataon’ny MDN, ny Jly Rakotoarijaona Josoa, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ,omaly… Tanjon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena ny hiantoka tanteraka ny fandriampahalemana amin’ny sehatra rehetra na an-tanety na ana habakabaka na an-dranomasina, araka ny fa­na­zavan’ny minisitry ny Fia­rovam-pire­nena […]

Minisiteran’ny Raharaham-bahiny: hotendrena tsy ho ela ireo masoivoho

Anisan’ny fandaharanasan’ ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Yvette Sylla ary nohamafisin’ny filoha Rajoelina Andry, teny Iavoloha, omaly ny hanendrena ireo masoivohon’i Madagasikara, any ivelany. “Hanomboka amin’ny alarobia izao ny fanendrena ny ambasadaoro any amin’ ireo firenena tsy mbola ananantsika solontena”, hoy izy. Nambaran’ny minisitra fa tafiditra anatin’ny velirano fahatelo ary mifandraika […]