Other News

Maro ny sekoly handray anjara : 22 marsa ny Taombaovao Malagasy

Ny 21 marsa amin’ny 8 ora sy 24 mn alina no tsinana ao amin’ny antokon-kitana alahamady ny volana. Ny 22 marsa, andro voalohany amin’ny vo­lana alahamady. Ala­hamady, volana voalohany amin’ny taona. Fantatra fa amin’io andro io no hankalazana ny Taombaovao Mala­gasy, ho an’ity taona ity. Fotoana fahavokaran’ny vary, mampiakatra ny […]

Alliance Française : haverina indray ny AF Mobile

Nampahafantarina ny re­hetra nandritra ny valandre­saka ho an’ny mpanao gazety ny momba ny fiverenan’ny « AF Mobile ». Tanjona amin’ izao ny fanatonana ifotony ny vondron’olona tilin’ny Al­liance Française. Miaraka miasa hatrany amin’ny mpiray ombona aminy hatrany ity ivontoerana ity ao anatin’izao tetikasa izao. Tao anatin’ny roa taona tsy nihetsehan’ny “AF Mobile”. […]

Nahazo ny “Master en guitare jazz”: nikaroka momba ny fitendry marovany i Joel Rabesolo

Anisan’ireo mpitendry gitara misongadina amin’ny jazz i Joel Rabesolo. Tsy mitsahatra ny mikaroka ny mozika ankapobeny, indrindra ny tendry gitara maka faka Malagasy izy. Nisongadina izy tany amin’ny taranja basikety… Fa mbola ni­son­gadina kokoa i Joel Rabesolo taty amin’ny mozika, indrindra ny fitendrena gitara. Nam­piavaka azy hatramin’ny fahakeliny ny fifehezany […]

Manaja ny tontolo iainana : voalohany eto Madagasikara ny WeLight

Rehefa natao lalina ny fanadiahadiana, dia WeLight no orinasa voalohany eto Madagasikara nomena fanamarinana B-Corp. Fanama­rinana iraisam-pirenena ho an’ny orinasa manaja ny tontolo iainana sy sosialy. Tafi­ditra anatin’ny vondrona orinasa 50 B-Corps aty Afrika izao ny WeLight. Manohy hatrany io orinasa io amin’ izay efa fanamarinana azony izay, mitandro ny […]