Nitombo iray ny orinasa mijoro ara-dalana hisehatra eo amin’ny fikarakarana lanonana. Tontosa tetsy Tsiadana, omaly, ny fampahafantarana ny fijoroan’ny MK Pro sy ny asa hosahaniny. «Tokony hiroborobo ny fandraharahana eo amin’ny fikarakarana lanonana satria manan-talenta ny Malagasy », hoy Manjaka Rakoto David, mpanorina ny MK Pro, omaly, tetsy Tsiadana. Faharoa, homena […]
Other News
Jery taratra…Tsy miandry ny tsy afaka
Nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny datim-pifidianana naroson’ny Ceni. Amin’ny 9 novambra ny fifidianana filohan’ny Repoblika fihodinana voalohany, ary amin’ny 20 desambra ny fihodinana faharoa, raha misy. Andrasana ny hamoahan’ny governemanta ny didim-panjakana fihaikana mpifidy. Ho ao anatin’izany ny fe-potoan’ny firotsahan-kofidina, ny fampielezan-kevitra… Ny governemanta izao sa ny vaovao […]
« Raharaha Allan »: olona 10 nalefa eny Antanimora
Niakatra fampanoavana afakomaly hariva ireo olona 10 voasaringotra tamin’ilay vono olona mahatsiravina tetsy Andavamamba, ny herinandro teo. Taorian’izay, naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora avokoa izy 10. Isan’izany ireo mpivady voatondro ho atidoha nikotrika ny raharaha, ny rahalahin’ilay lehilahy sy ireo namany. Fantatra nandritra ny fanadihadiana fa resaka hofan-trano no namonoana […]
Tsy afa-miala !
Mazava ny lalan-kizoran’ny firenena ankehitriny. Tsy maintsy miroso amin’ny fanovana ny fitondrana. Miditra amin’ny fampidirana ekipa vaovao indray, hiara-hanamory ny lamasinina. Fito volana mialoha ny fametrahan’ny filoham-pirenena fialana , filaharam-be ny fanaterana CV na ny antontan-taratasy hifantenana ny hiondrana. Fepetra maromaro no takina amin’izay hifantenana, toy ny fandraisana anjara mavitrika […]
Fanovana governemanta: filaharambe ny fanaterana antontan-taratasy
Misahotaka ny mpanao politika. Ilaharana ny fidirana ny birao foiben’ny antoko mpanohana ny filoham-pirenena. Tsy hiova daholo ny mpikambana rehetra amin’ny governemanta. Homen-danja ny antoko sy fikambanana mitovy firehan-kevitra amin’ny fitondrana. Eo am-piandrasana izay anarana hisolo praiministra sy ny mpikambana vaovaon’ny governemanta ny olom-pirenena, indrindra ny mpanao politika. Vantany vao […]







