Naharitra ora iray ny fifampitifirana teo amin’ny dahalo sy ny zandary nanao fanarahan-dia niaraka tamin’ ny fokonolona tao Ambodimanga, Morafeno ny alin’ny alarobia hifoha ny alakamisy teo. Nentin’ny dahalo nandositra ny omby dimy an’ny olona iray tao amin’io fokontany io. Nampandre avy hatrany ny mpitandro filaminana ny lasibatra ka raikitra […]
Other News
Arivonimamo : varotra kamiao nivadika ho fisolokiana
Manana fitarainana avy amin’ny olona ny eny anivon’ny polisim-pirenena, ramatoa mpividy fiara, monina ao amin’ny fokontany Ataboka, kaominina sy Distrikan’Arivonimamo no nivadi-pitokisana ka mampitaraina ireo izay sendra azy. Anisan’ ireo lasibatra ny renim-pianakaviana iray ao Antanifotsy. Nivarotra kamiao lehibe iray tamin’io ramatoa voatondro ho mpisoloky io izy. Misy taratasy fifanarahana […]
Efa nesoriny ny voamaso… : tratra teny amin’ i Esopa ny lohan’ilay ankizilahy
Nampihoron-koditra! Voasambotry ny miaramila avy ao amin’ny bataillon infanterie Toliara tao Befandriana, omaly, ny lehilahy iray antsoina hoe i Esopa, raindahiny amin’ ny halatra taova. Nandritra ny fisafoana nataon’izy ireo niaraka tamin’ny zandary tao Andranovorindrangataky, kaominina ambanivohitr’i Soahazo, distrikan’i Morombe no nahatrarana azy. Mbola tratra teny aminy ny lohan’ny ankizilahy […]
Fatim-behivavy hita : sady tsy nisy tanana intsony no lanin’ny alika
Tsy nisy namantarana azy intsony ilay vehivavy hita faty teny Ambohimanambola, ny alakamisy teo. Efa lanin’ny alika ny lohany sy ny tratrany ary nibaribary ny taovany rehetra. Tranga mampihorin-koditra. Nahitana fatim-behivavy iray manodidina ny 40 taona teo nosavoritahan’ny alika tao amin’ny sahan’Antsahala, fokontany Ambohimahatsinjo Ambohimanambola. Afakomaly tokony ho tamin’ny 09 […]







