Other News

Orinasa malagasy 12: mandray anjara amin’ny fampisehoana BioFach any Nuremberg

12 ny orinasa malagasy mandray anjara amin’ny fampisehoana momba ny vokatry ny fambolena « bio » amin’ny BioFach any Nuremberg, Alemaina ny 14 hatramin’ny 17 fe- broary 2023. Fampisehoana lehibe in­drindra momba ny sakafo, koa nohararaotin’ireo orinasa malagasy ireo ny nampahafantra vokatra avy aty Madagasikara, harena lehibe amin’io sehatra io. […]

Vono olona mahatsiravina : notapahina ary nentin’ ny jiolahy ny lohan’izy mianaka

Nitrangana vono olona mahatsiravina tao Soaserana kaominina Miary Taheza, distrikan’i Sakaraha. Afako­maly maraina, renim-pianakaviana bevohoka 25 taona sy ny za­nany lahikely dimy taona no hita faty tapa-doha tsy lavitra ny toeram-pitrandrahana sa­fira ao an-toerana. Noentin’ ireo olon-dratsy nanaraka azy any ny lohan’izy mianaka ireto ary tsy mbola hita hatramin’izao. “Tsy […]

Politika sosialy fa tsy sosialy politika

Laharam-pahamehan’ny fitondrana amin’izao ny so­sialim-bahoaka. Mby aiza? Efa misy ny firotsahan’ny mini­sitra an-tsehatra. Izao vao tena tanterahina ny hoe fidinana ifotony? Tsy manabe takolaka any anaty birao, mijery sy mi­haino ny hetahetam-bahoaka. Andrasana ny hoe asa mi­vaingana, azo refesina, miantraika mivantana amin’ny vahoaka… Vitan’ny fizarana fanampiana? Tsy lavina, lehibe sy […]

Tolo-kevitry ny Ceni : nankatoavin’ny HCC ny datim-pifidianana

Hatao ny 9 novambra 2023 ny fihodinana voalohany ary ny 20 desambra 2023 ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Nankatoavin’ny HCC izany tolo-kevitry ny Ceni izany. Taorian’ny nanoloran’ny HCC antontan-kevitra mirakitra ireo tetiandro momba ny fanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena 2023 teo anivon’ny governemanta, andra­sana ny didim-panjakana hahafahana manatanteraka izany, araka […]