Other News

IFM Analakely: hiavaka ny tolotra taona 2023

Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Institut Français de Madagascar na IFM, amin’ny fiantsorohana ny lafiny ko­lontsaina sy fanabeazana. Nampahafantarina ny alarobia 15 febroary 2023 ny karazana tolotra mahakasika izany sa­hanasa sahanin’ity ivontoerana ity izany. Ny lafiny kolontsaina sy ny fanabeazana ny nomena lanja manokana ao anatin’izao. Tolotra manokana amin’ity taona […]

Samis Esic : hanatanteraka fifaninanana dihy maoderina ny U-magis

Manatanteraka hetsika fifaninanana dihy maoderina ireo mpianatra eo anivon’ny U-magis, ao anatin’ny Samis Esic, Saint Michel Amparibe. Nambaran-dRandrianarisoa Tyffany Karine, anisan’ireo mpianatra mpikarakara fa «ny alarobia 22 febroary izao, amin’ny 1 ora sasany, ao amin’ny Amphithéâtre Ampa­ribe, no hanatontosana ny dingan’ny fifanintsanana ho an’ireo karazana dihy hifaninanana : «Billy dance», […]

Hatsikana : tafaverina ny “Sokaf’hehy”

Notontosaina ny Alarobia 15 febroary 2023, teny amin’ny Cercle Germano-Malagasy na CGM Analakely ny hetsika “Sokaf’hehy”. Hetsika fanaon’ny mpiangaly ny karazana hatsikana Stand up. Somary nisy fiatoana kely ny hetsika ary izao tafaverina izao indray. Ny volana novambra 2022 no nisian’ny hetsika “Sokaf’ hehy” farany, raha tsiahivina. Anton’izany ny fisian’ny […]

« Festival Surajkund » any Inde: mahaliana ny vahiny ny dihy sy mozika malagasy entin’ny Maf’B

Tsy mitsanga-menatra hatrany. Firenena ampolony maro no nandefa solontena any amin’ilay hetsika iraisam-pirenena “Festival Surajkund”, izay tontosaina any New-Dehli, Inde amin’ izao fotoana izao. “Festival Suraj­kund”, fihaonamben’ireo mpanakanto samy manandratra ny kolontsaina mampiavaka ny firenena niaviany. Misolo tena an’i Ma­dagasikara ny Mala­gasy Folkloric Band na ny Maf’B. Ivondronan’ireo mpanakanto mpihira, […]

Agence première ligne: mampiroborobo ny toekarena eto Madagasikara

Nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety tetsy Antaninarenina ny Agence première ligne, omaly. Fan­tatra fa mahatratra dimy ny tolotra sy hetsika hokarakarain’ny orinasa amin’ity taona 2023 ity. Mitondra ny anjara birikiny amin’ny fampiroboroboana sy fampandrosoana ny toekarena sy fijery vaovao ho an’i Madagasikara ny tanjon’ny orinasa. Anisan’ny rafitra vaovao mitantana […]