I Dax, mpilalaon’ny Fosa Junior FC, i Nina, mpiandry haraton’ny Elgeco Plus, Stephano, vodilaharan’ny Dato FC, i Lalaina mpilalao afovoan’ny CFFA Andoharanofotsy ary i Rojobe, mpilalao Ajesaisa taloha no hisafidianana izay mpilalao mendrika tamin’ny taona 2022, amin’ ity “Orange Pro League Awards” ity. Izy ireo izany no hita fa namiratra […]
Other News
Rugby – «Super Coupe Mada»: hifandona ny Cosfa sy ny FTM
Ho fanomanana tsara ny fifaninanana “XXL Top 20” rugby, hisy ny lalao fihantsiana hihaonan’ny Cosfa sy ny FTM Manjakaray. Araka ny vaovao voaray omaly, mitondra ny anarana hoe “Super coupe de Madagascar” taona 2023 ity lalao ity. Fihaonana izay hotanterahina ny alahady ho avy izao, eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. […]
Malagasy Rugby : nivoaka ny fahazoan-dRakotomalala Marcel alalana hitantana
Voavaly ny fangatahan’ireo klioba sy ligy nitaky ny “certificat de conformité” an-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy rugby. Neken’ny minisitera ny maha filoha azy. Nomen’ny eo anivon’ ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena an-dRakotomalala Marcel, ny alatsinainy lasa teo, ny taratasy fahazoan-dalana hitantana ny Malagasy Rugby sy ny taratasy manamarina ny maha […]
Ambositra : zandary 1498 naseho ambany faneva
Nahavita fiofanan fototra maha miaramila taorian’ny nidiran’izy ireo tao amin’ny sekolin’ny zandarimariam-pirenena Ambositra, naseho teo ambany faneva ny andiany faha-77 mitotaly 1498 mianadahy, afakomaly. Niroso tamin’ ny fanomezana anarana na ny “baptême de promotion” indray ka VASIA no anarana nosafidian’izy ireo na kintana izany. Anarana midika hoe fanoloran-tena ho an’ny […]
Kolikoly avolenta tao Toamasina: voaheloka handoa onitra 6 tapitrisa Ar Ratsiraka Elysé
Nomelohin’ny fitsarana handoa onitra 6 tapitrisa Ar ny ben’ny Tanàna ambonivohitr’i Toamasina teo aloha, Ratsiraka Elysé sy ireo olona roa niaraka taminy… Tontosa ny alatsinainy 13 febroary 2023 teo anivon’ny fitsarana miady amin’ny kolikoly (Pac) 67 ha ny fanadihadiana natao tamin’ireo mpiasan’ny kaominina miisa 13 mianadahy. Vavolombelona momba ny raharaha […]







