Other News

ITM et IHM: ouverture officielle des inscriptions

Lors d’une conférence hier au Havoria Anosy, l’Office national du Touris­me de Ma­da­gascar (ONTM) a officiellement annoncé l’ouverture des inscriptions pour la participation à la 12e édition de l’International Tourism Fair Madagascar (ITM) et la 3e édition de l’International Handi­craft Fair Madagascar (IHM). Ce coup d’envoi permet aux professionnels et […]

Secteur privé: le salaire minimum d’embauche fixé à 300.000 ariary

Accord trouvé pour une hausse de plus de 14% du salaire minimum dans le secteur privé malgache ! Le Groupement des entreprises de Madagascar (Gem), le Fivondronan’ny Mpandraharaha Malagasy (Fivmpama) et la Conférence des travailleurs de Madagascar (CTM) ont fixé à 300.000 ariary le Salaire minimum d’embauche (SME) pour la catégorie […]

TSELATRA

Natolotra ny fitsarana omaly ireo telo vavy voarohirohy tamin’ny famonoana vehivavy iray, izay voalaza fa bevohoka, tany Sahanivotry Antsirabe II. Voarohirohy niaraka tamin’ireo telolahy maty nodoran’ny fokonolona velona ny alarobia lasa teo izy ireo. Olona roa hafa nosamborina sy natao andrimaso eny anivon’ny zandary. Vehivavy iray tokony ho 40 taona, […]

Ambohimanambola : Lehilahy iray nanao sary maty

Lehilahy iray hitan’ny olo­na nisarona lamba teny amoron’ny lalamby teny amin’ny fokontany Morarano, kaominina ambanivohitra Ambohi­mana­m­bola, omaly tamin’ny 08 ora maraina. Heverin’ny olona fa faty izy io ka nampandrenesina ny zandary miasa ao amin’ny zana-tobim-paritra eny an-toerana. Tsy niandry ela, tonga teny ifotony nijery ny zava-nitranga avy hatrany izy ireo, […]