Miaina anatin’ny tontolo politika mangina tanteraka isika amin’izao fotoana izao. Eny amin’ny haino aman-jery sy ny tambajotran-tserasera no handrenesana na ahitana don-tandroka sy fifampihantsiana, miharo fanaratsiana isan-karazany. Tsy misy mipika ny feo amin’ny kajikajy ataon’ny ankolafin-kery samihafa. Ny fanomanana kongresy etsy sy eroa no mafotaka sy mahoraka. Anatin’ny paikady ho […]
Other News
Voalaza saika hanendaka: lehilahy matin’ny fitsaram-bahoaka
Lehilahy iray no maty nodoran’ny mpianatra velona, omaly. Voalaza fa saika hanendaka sy handroba niaraka tamin’ny basy vita gasy, tanatin’ny faritry ny oniversite izy. Raikitra ny tabataba. Nahoraka tao amin’ny “campus” Maninday-Toliara omaly tokony ho tamin’ny 01 ora maraina teo. Lehilahy iray no niharan’ny fitsaram-bahoaka rehefa saika hanendaka mpianatra tao […]
Antalaha : ankizivavikely iray maty natelin’ny rano
Fialan-tsasatra no natao saingy faty no noentina nody. Ankizivavikely iray vao 12 taona, mpianatry ny sekoly katolika iray ao Sambava no maty natelin’ny ranomasina. Ny alahady, nisafidy ny haka rivo-dranomasina ireo mpiara-monina aminy ka nitondra ankizy miisa enina. Isan’izany i Linda, monina ao Ambodisatrana II. Raikitra ary fa any amin’ny […]
Fandriana : raim-pianakaviana hita faty natsingevan’ny rano
Tsy nisy nahafantarana azy intsony, raim-pianakaviana iray hita faty natsingevan’ny rano tao amin’ny fokontany Morarano, kaominina Ambanivohitra Fandriana, ny asabotsy 11 febroary teo. Olona sendra hanasa tanana no nahita zavatra hafahafa teo amin’ny rano. Nentin’ny hatairana, niantso avy hatrany ny manodidina izy. Rehefa nosarihana tao anatin’ny rano, olona efa namoy […]
Antanandava-Toamasina : lehilahy novonoina rehefa tsy nety hamaky trano
Olona telo voasambotra voarohirohy tamina vono olona nitranga tao Antanandava- Toamasina, ny alin’ny 28 janoary teo. Nisy nanatitra tao amin’ny tranom-patin’ny Hopitalibe ny vatana mangatsiakan’ i Lucien na Dovis, monina ao Mangarano, tamin’io andro io. Nivoaka hamonjy irony trano fanaovana “karaoké” irony izy tamin’ny alin’ny 28 janoary teo. Nitondra vola […]







