Hatolotra ny fampanoavana ity jiolahy ity aorian’ny famotorana ataon’ny polisy azy. Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahatelo (CSP3) Antaninandro teny Ankadifotsy ity jiolahy iray voarohirohy noho ny halatra moto ity, omaly. Naharay antso avy amin’ny sefo fokontany Ankadifotsy ireo polisy miasa ao amin’ny CSP3 momba ny fahaverezana […]
Other News
Tsy mifidy intsony: lasan’ny jiolahy hatramin’ny vilany
Na ny endriny fotsiny aza (eo amin’ny sary), mampihoron-koditra ny olona! Mitohy ny fanadihadiana, ataon’ny polisy ao amin’ny CSP2 Ambohijatovo, ilay jiolahy tratra namaky tranon’olona teny Faravohitra, afakomaly. Tratra teo am-pamakiana tranon’olona izy tamin’io fotoana io. Raha ny fanazavana voaray avy amin’ny polisy, ny alahady tamin’ny 11 ora sy 45 […]
Fanafihana fiara: telo lahy maty voatifitry ny zandary
Maty voatifitry ny zandarimaria avy ao Maevatanana, afakomaly, ireo telo lahy saika hanafika taskiborosy avy ao Mahajanga hihazo ny renivohitra. Azo tany amin’izy ireo ny ody gasy maro, basy vita gasy miisa roa ary zava-maranitra samihafa. Tsiahivina fa lasibatr’ ireo olon-dratsy ny alin’ny zoma hifoha asabotsy teo ny taksiborosy mampitohy […]
Tir en l’air du 14 février 2023
Foot – Transfert : Koloina Razafindranaivo s’est envolé, hier pour l’Algérie
Le Barea Koloina Razafindranaivo dit Rakool devrait bien porter les couleurs de Mouloudia Club d’Alger (MCA) au cours des trois prochaines saisons et demie. L’attaquant du Centre de Formation de football d’Andoharanofotsy, âgé de 23 ans, a pris la direction de la capitale algérienne hier et devrait débarquer ce jour. […]







