Natolotra an’i Stephan Dipita, mpanao hatsikana Camerounais, ny amboara, vola 4 000 euros, natokana ho an’ny mpandresin’ny “Prix Talenbts du rire 2022” andiany fahavalo. Nandritra ny famaranana ny “Festival Abidjan Capitale du rire” tany Cote d’Ivoire, ny Alahady 12 febroary 2023 no nanatanterahina izany. Mitohy hatrany ny fanatanterahina ny vina apetraky […]
Other News
Fimpima 60 taona : alefa « Fb » ny « i-Zara fahendrena »
Tafiditra ao anatin’ny fankalazan’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fimpima) ny faha-60 taonany. Noforonina ny fandaharana « i-Zara fahendrena », karazam-panabeazana sy fitaizana ho an’ny rehetra mba ho tonga olom-banona sy hanome hasina ny kolontsaina maha malagasy. Fantatra fa amin’ny alalan’ny « Facebook » (Fb) no handefasana izany isan’andro. Amin’ny 6 ora maraina (Oran’i Madagasikara) […]
50 taona aty aoriana: velona lalandava ny tarika Mahaleo
Nanohana an’i Dama sy Bekoto ny taranaky ny tarika. Tafiditra tany am-pon’ny mpankafy sy tena niainan’izy ireo ny tononkira sy ny hafatra nandritra ny fampisehoana. 50 taona! Mbola mitohy ny revy Mahaleo eto Madagasikara. Tsy lefy laza ny tarika na dia roa aza sisa ny tavela hatramin’izao. “Ny vatan-tenanay no […]
Depiote Ratafika : “Aoka hohajaina ny lalàna “
“Be dia be ny zavatra takin’ny mpanohitra amin’izao. Ohatra amin’izany ny fidirana ao anatin’ny rafitra fitantanana fifidianana. Tsy misy mandà an’izay, saingy mila fantarina fa tany misy lalàna sy tan-dalàna i Madagasikara”, hoy ny depiote IRD, Ratafika, manoloana ny fitakian’ny mpanohitra sasany hiditra ao amin’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny […]
Fananganana ny ZLECAF : handray anjara amin’ny fivorian’ny vondrona Afrikanina i Madagasikara
Hontosaina ny asabotsy 18 Aprily hatramin’ny Alahady 19 Aprily 2023, ny fihaonana an-tampon’ny filoham-panjakana sy ny lehibena governemanta avy amin’ireo firenena mikambana ao anatin’ny vondrona Afrikanina. Ao Addis-Abeba, Ehiopie, no hanatanterahana ity fivoariana ity. Fivoriana izay miditra amin’ ny andiany faha -36. Lohahevitra nosafidiana tamin’ity taona ity ny fanafainganana ny […]







