Other News

Fivoriana teny Iavoloha : tazonina ho 250 dolara ny kilaon’ny lavanila maina

Nihaona tamin’ny filoha Rajoelina ireo mpandraharaha amin’ny lavanila, ny alakamisy teo teny amin’ny Lapan’Iavoloha. Isan’izany ny mpamokatra, ny mpikarakara,ny mpanangom-bokatra ary ny mpanondrana any ivelany. Nanatrika ny fotoana koa ny minisitry ny Toeka­rena sy ny tetibola sy ny In­dostria (MEF), ny varotra ary ny fanjifana (MICC) ary ny tale jeneralin’ny […]

Raikitra ny lalao

Mazava amin’izay! Tsy maintsy handeha ny fifidianana. Efa namoaka ny vinavinan’ny tetiandro hanaovana ny fifidianana filoham-pirenena ny vaomiera manokana mikarakara izany na ny CENI. Midika izany, afaka miroso amin’ny fanafanan-tena sy ny fanazaran-tena mafimafy ny mpilalao. Manamafy ny paikady sy ny tetika isan-karazany, hahazoana vokatra tsara. Miketrika ny hahazoana ny […]

Tolo-kevitry ny Ceni: hatao amin’ny 9 novambra ny fifidianana filohan’ny Repoblika

Raikitra! 9 novambra sy 20 desambra ny volavolana datim-pifidianana navoakan’ny Ceni. Andrasana ny fanapahan-kevitry ny governemanta sy ny HCC, na ara-dalàna izany na tsia. “Araka ny fivorian’ ny birao maharitry ny Ceni: novolavolainay hatao amin’ny alakamisy 9 novambra 2023, ary ny alarobia 20 desambra ny fihodinana faharoa”, hoy ny filohan’ny […]