Other News

Ambalakisoa Toamasina : raim-pianakaviana hita faty, tsy fantatra mazava

Tsy nahitana endrika vo­noan’olona ity raim-pianakaviana hita faty ity nitsirara teo amoron-dalana tao amin’ny fokontany Ambalaki­soa Toamasina, ny alatsinainy teo. Raha ny fanazavana voaray, tombanana ho ma­nana aretim-borona izy satria nahitana ranovava maro nivoaka ny vavany sy ny orony. Mety nihetsika izany ka nianjera tamin’ny rano mihandrona, ny orana rahateo […]

Afrika -CEDEAO*: ho an’ny fambolena, fotodrafitrasa, fitaterana

Nankatoavin’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (Bad) ny hanome 50 tapitrisa dolara sy 50 tapitrisa euros ireo tany afrikanina mpikambana ao Afrika andrefana. Mbola ampian’i Chine 30 tapitrisa dolara izany amin’ ny alalan’ny «Africa Growing Together» fiaraha-miasa eo amin’i Chine sy Afrika. Nomena izany famatsiam-bola izany mandritra ny telo taona […]

Varotra lavanila: nifampiresaka ny mpandraharaha sy ny minisitera

Ny 15 novambra 2022 no nisokatra ny fotoam-panondranana lavanila ary tsy hitsahatra izany raha tsy ny faran’ ny volana mey 2023. Natom­boka ny dinika fitadiavam-bahaolana eo amin’ny fihariana lavanila manoloana ny ola­na misy sy ny fitarainana. Noho izany, nanokatra fiaraha-midinika ta­min’ireo mpandraharaha mpanondrana lavanila ny minisitera misahana ny Varotra. Dingana […]

Fandraharahana: mitaky fitsarana madio sy tsy mitanila ny Gem

Mahatsikaritra ny Vondron’ny mpandraharaha eto Madagasikara (Gem), fa maromaro ny raharaham-pitsarana mikasika ny orinasa tsy miankina, tsy voahaja ny lalàna. Miteraka endrika ratsy ho an’ny Madagasikara ho an’ny mpampiasa vola vahiny izany, sy eo anatrehan’ny mpamatsy vola iraisam-pirenena mahazatra. Manaitra ny sain’ny fi­tondram-panjakana ny Vondron’ny mpan­draharaha eto Madagasikara mikasika ny […]