Nilatsaham-baratra ka nahafatesana olona telo tao amina tokantrano iray ao Ampandrambe, fokontany Ambararatasarotra, distrikan’ Ambatofinandrahana, ny 12 janoary teo. Tamin’ny 02 ora sy sasany tolakandro, samy tao an-trano ireto fianakaviana ireto. Nipoaka tampoka ny varatra. Efa tafiditra tao an-trano anefa izany ka nirehitra ny tafo. May nandritra io ny lehilahy […]
Other News
Ankatso : mpangalatra roa lahy lavon’ny polisy
Nirefodrefotra ny basy teny Ankatso ny asabotsy teo. Nifanehitra tamin’ny polisy teny an-toerana ireo jiolahy avy namaky trano. Raikitra ny fifandonana ka maty voatifitra ny roa tamin’izy ireo raha vaky nandositra kosa ny namany hafa. Tokony ho tamin’ny 02 ora maraina teo, tsy nanampo ny hifanena tamin’ny polisy mpanao fisafoana […]
Tir en l’air du 16 janvier 2023
Monnaie : la perte de la valeur de l’ariary se poursuit
La forte perte de la valeur de l’ariary face à l’euro a attiré l’attention de l’opinion depuis le début de l’année 2023. Un euro vaut 4.781, 43 ariary, selon le taux de change de la Banky foiben’i Madagasikara (BFM) en date du 13 janvier. Mais dans certains bureaux de change […]
Transport : grève effective des camionneurs sur la RN 2
Tel qu’annoncé la semaine dernière, les camionneurs transportant des marchandises sur la RN2 se sont manifestés hier, dans l’optique d’interpeller les autorités sur la dégradation avancée de cet axe reliant la ville du Grand port à la capitale, affectant sérieusement leur activité. Un long fil de camion a été observé […]






