Other News

Kianja Analamaitso: hankalazaina ny “Andron’ny kabary”

Ny 15 desambra 2021no nankatoavin’ny Komity iraisam-pirenena momba ny fifanarahan’ny Unesco sy fanoratana ny kabary Malagasy ho ao anaty lisitry ny “harentsaina tsy azo tsapain-tanana ho­an’ny zanak’olombelona” (Pa­trimoine culturel immateriel de l’humanité). Ny 15 janoary 2022 kosa no nambara tamin’ny fomba manetritrekitra izany, tao amin’ny lapan’Andafia­vara­tra. Nanomboka tamin’izay koa no […]

Fampivelarana kolontsaina: saba-droa lela ny firoboroboan’ ny fampianarana zavakanto

Vao sokafana ny tambanjotran-tserasera isan-karazany… Mipoitra marobe ny « misokatra ny sekoly fampianarana… Endrika maneho fa hivelatra ilay zavakanto. Tsy ampy anefa raha hatreo ihany no hijerena ny tranga tahaka itony ! Mitombo isa fatratra an­kehitriny ny fisokafan’ny sekoly na toeram-pampianarana zavakanto sy kolontsaina indrindra any amin’ny tanan-dehibe. Endrika maneho fa mivelatra […]

Tesaka miray le maigny : misavorovoro ny fiainam-pirenena, sahirana ny malagasy

Mitondra ny fomba fijeriny manoloana ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny ny antoko Tesaka miray le maigny, raha naneho ny heviny tamin’ny mpanao gazety, omaly. Mahatsapa ny fikambanana fa misavorovoro ny fiainam-pirenena eto Madaga­si­kara. «Tsy mipetraka intsony ny fanajana ny lalàmpanorenana sy ny lalàna velona», hoy izy ireo. Ankotra izay, mahatsapa ny […]

Minisitra Ravokatra Fidiniavo: “Tsy lainga no hitaomana vahoaka hankahala fitondrana”

“Ekena fa manokana ny taona 2023. Fa tsy ao anatin’ny fampiasana vaovao tsy marina na amin’ny tambajotran-tserasera na amin’ny fanambarana isan-karazany no heverina fa hitaomana ny vahoaka hankahala ny fitondram-panjakana”, hoy ny minisitry ny Rano sy ny fanadiovana ary fidiovana, Ravokatra Fidiniavo, teny Avaradoha, afakomaly, manoloana ny fanelezana vaovao tsy […]

Namearison Robert : “Mila lazain’ny Ceni izay fifidianana hatao amin’ity taona ity”

Hisy fifidianana ihany ve amin’ity taona ity? Nilaza ny eo anivon’ny KMF/Cnoe fa tokony holazain’ ny Ceni izay fifidianana hatao amin’ity taona ity. “Milaza ny Ceni fa mety eo anelanelan’ny 19 no­vam­bra sy ny 19 desambra izay. Mirona sy mandeha any amin’ny fifidianana filohan’ny Repoblika izany. Maninona raha tenenina hoe […]