Hentitra ireo eo anivon’ny fiarahamonim-pirenena miisa 329, tamin’ny fanambarana nataon’izy ireo, omaly. “Aoka hanao fanambarana ampahibemaso mazava ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika raha hilatsaka ho fidina na tsia mba tsy hisy firoaroan-tsaina amin’ny mety ho fitaka any aoriana”, hoy izy ireo. Takin’ ireto firaisamonim-pirenena ireto tsy hirotsaka hofidina depiote, loholona, […]
Other News
Miha matotra
Azo lazaina fa miha matotra tsikelikely aloha ny fitondrana miandraikitra ny Fanavaozana. Miha mivelatra tsikelikely araka ny nandaminan’ny Filoha sy ny ekipany azy ny zava-drehetra. Ny mampiavaka ireo nahazo toerana amin’izao, mampiseho fiaraha-mientana avokoa mba hanatrarana vokatra iray. Tanjona ny hambaboana ny fon’ny vahaoka malagasy izay efa misy ny […]
Filoha Randrianirina Michaël: « Hampidinina ny vidin’ny entana eny an-tsena »
Tafiditra tao anatin’ny fandaharam-potoan’ny filoham-panjakana, Randrianirina Michaël, any Rosia ny fihaonany amin’ ireo teratany malagasy Diaspora mianatra sy miasa any amin’ity firenena ity. Nisongadina tamin’ny fihaonana fa hojerena ny nanaovan’ny sasany ny ampihimamba amin’ny resaka kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro. «Hataon’ny fanjakana laharam-pahamehana ny fanokafana izany mba hipetrahan’ny fifaninanana, hahafahana […]







