Other News

Malalaka ny banja !

Atao veloma anio, raha tsy misy ny fiovana, araka ny vaovao farany voaray ny governemanta Ntsay Christian. Efa mahoraka rahateo ny vaovao mahakasika ny fanovana tanteraka ny mpikambana ao anatiny. Mbola tsy misy mipika aloha ny vaovao manodidina izany, afa-tsy ny filazana fa efa misy anarana olona dimy , mikatsaka […]

Sinoa mivady voatafika: jiolahy iray voatifitra, telo lahy voasambotra

Sinoa iray maty, naratra ny vadiny teny Talatamaty, ny 26 desambra 2022. Nandeha ny famotorana ka telo lahy voasambotra, omaly. Jiolahy iray maty voatifitry ny zandary. Nifarana hatreo ny asa ratsin’ireo andian-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana teny amin’ ny faritr’i Talatamaty. Maty lavon’ny zandary, afakomaly alina, ny iray tamin’ireo efa-dahy nanafika […]

Fanakanan-dalana RN7: jiolahy iray babon’ny zandary

Voasambotry ny zandary ny lehilahy iray antsoina hoe “Ingahy Zafy” tamin’ireo nanao ny fanakanan-dalana afakomaly. Voasakana tamin’io fotoana io ny fiara nitondra ny fianakavian’ny ministry ny jono sy ny akora an-dranomasina avy any Ihosy. Nitranga teo amin’ny lalam-pirenena fahafito, 12 km atsimon’Ambalavao izany. Nahavoaray antso avy amin’ ny minisitry ny […]

Fanafihana Cash point Ankasina : jiolahy iray voatifitra teo amin’ny fitombenany

Nirefodrefotra ny basy tetsy Ankasina, omaly hariva. Naratra voatifitry ny polisy ny iray tamin’ireo andian-jiolahy saika hanafika olona iray teny an-toerana. Tsikaritr’ireo polisy avy ao amin’ny boriborintany fahafito nanao fanamiana sivily ireo andian-jiolahy. Nanafika lehilahy iray nitondra vola ho atao “dépôt” amina Cash point iray etsy Ankasina izy ireo. Tsy […]

Isotry: tratra ireo jiolahy mpanendaka mpivarotra maraina

Hatolotra ny fampanoavana aorian’ny famotorana ireo jiolahy roa tratran’ny polisy miasa ao Isotry (CSP4), afakomaly maraina. Tratra teo amin’ny sakan-dalana nataon’ ny polisy ireto jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana ireto. Fantatra fa isan’ireo jiolahy ikoizana amin’ny fanendahana ireto tratra nanao ny asa ratsiny vao maraina ireto. Efa maro ireo mpampiasa iny […]