Other News

Depiote Ramaherijaona Hajanirina : “Tsy misy kaominina 15 mikatona izany any Bongolava

“Sahiko ny miteny fikononkonana ben’ny Tanàna vitsivitsy, enina na fito no any, fa tsy misy kaominina 15 mikatona. Lainga izany. Va­hoaka vitsivitsy karamaina, omena 10 000 Ar no entina miakatra aty Tsiroanoman­didy.” Io ny nambaran’ny depiote voafidy tao Tsiroano­mandidy tamin’ny anaran’ny IRD, Ramaherijaona Hajani­rina, manoloana ny fiampangan’ny governora miaraka amin’ny […]

Fifidianana: ilaina ny fahamarinan-toerana politika

Hisy fifidianana ihany amin’ity taona ity? Ha­tramin’izao, toa efa raiki-tampisaka amin’ny mpanao politika sasany ny tahotra sy ahiahy ny mety hisian’ny krizy politika mialoha na mandritra na aorian’ny fifidianana. Aiza ho aiza? Na ahoana na ahoana, ilaina ary takina ny fahamarinan-toerana politika hahazoana miroso amin’ny fanatanterahana ny fifidianana amim-pitokiana sy […]

Otrikafo : “Ahina ny mety hiverenan’ny krizy politika”

Hanao ahoana ny fanatanterahana fifidianana amin’ity taona ity? Manahy ny mety hiverenan’ny krizy politika ny antoko Otrikafo. “Raha ny tantaram-pirenentsika, taorian’ny fifidianana hatrany ny ankamaroan’ny krizy teto. Mampanahy ny hiverenan’izay tranga izay raha ny zava-misy eto amin’ny firenena amin’izao”, hoy ny sekretera jeneralin’ny Otri­kafo, Rabevahiny Elia, manoloana ny fanahiana sy […]

Ankazomanga-Tsaramasay : trano hazo 20 tafo ravan’ny afo

Nitrangana haintrano goavana tetsy amin’ny fokontany Ankazomanga Tsaramasay, omaly tokony ho tamin’ny 11 ora sy sasany atoandro teo. Kila hotohoton’ny afo avokoa ireo trano hazo 20 isa teo an-toerana. Vokany, potika sy lasa lavenona avokoa ireo entana maro isan-karazany. Amam-polony maro koa ireo tsy manan-kialofana. Hatreto, tsy mbola voafaritra ny […]