Nirefotra tampoka ny basy nentin’ny tovolahy iray, zanaka zandary, ny asabotsy teo. Maty voatifitra ny namany izay niray lakana taminy. Maty voatifitra tsy nahy ny tovolahy iray, niala sasatra tany Mananara Avaratra, ny faran’ny herinandro lasa teo. Tompon’antoka tamin’izany ny zanaka zandary, nilalao ny basim-boron’ny rainy. Raha ny loharanom-baovao voaray, […]
Other News
Fakana an-keriny : tratra ireo jiolahy nitaky 200 tapitrisa Ar
Noraisim-potsiny! Voasambotry ny polisy teny Mahazo sy Ambositra ireo jiolahy voarohirohy ho tompon’ antoka tamin’ny famonoana tovolahy iray 20 taona tany Anosibe An’ala. Naharay fitarainana avy amina fianakaviana iray mipetraka any Ambositra ny eo anivon’ny polisy misahana ny heloka bevava (BC) Anosy fa naharay “sms” mitaky vola 200 tapitrisa Ar […]
Nambanana basy : voaroba ny moto sy ny antontan-taratasin’i Pasitera
Miseo lany ary tsy mifidy olona hanaovan-dratsy intsony ireo jiolahy ao amin’ny faritry Toamasina. Mpitandrina sady lehiben’ny fikambanan’ny fiangonana ao an-toerana indray no lasibatra ny alarobia 4 janoary teo. Hijery ny fiarany nampanamboarina, nandrasan’ny jiolahy mitam-piadiana teo amin’ny toerana mangingina ny pasitera, filohan’ny sinodam-paritany iray ao Toamasina ny alarobia teo […]
Tanandava : Babo i Bonena sy Labotseky mpangalatra voamaso
Voasambotry ny miaramila avy ao amin’ny compagnie d’infanterie Tanandava (ZDS Fiherenana) ny 6 janoary alina lasa teo ny jiolahy iray atao hoe Bonena sy ny namany iray antsoina hoe Labotseky (zaondahiny ihany). Fantatra araka ny fampitam-baovao voaray fa ireto jiolahy ireto no tompon’antoka tamin’ny famonoana ankizivavy valo, hita faty tao […]
Varotra rongony : sivy lahy voasambotry ny zandary teny Alasora
Olona miisa sivy nahatrarana rongony 47kg no tra-tehaky ny zandary ny asabotsy teo teny Alasora. Nikasa hanao kolikoly sy nanolotra vola 4 tapitrisa Ar tamin’ny zandary ny telo tamin’izy ireo handaminana ny raharaha. Tsy mitsitsy! Tra-tehaky ny zandarimaria avokoa ireo sivy lahy nitondra rongony tamina gony teny Alasora, ny faran’ny […]






