Eny amin’ny ivontoerana fampianarana mozika «EGM-Conservatoire de musique» no anokafana ny hetsika «Masterclass International de Guitare». Ny asabotsy 7 janoary 2023, amin’ny 2 ora tolakandro no hanombohan’ny hetsika. Marihina fa voatokana ho an’ny mpianatra eo anivon’ity sekoly ity ihany ny hetsika, amin’io andro io. Ny mpianatra eo anivon’ny sekoly fampianarana […]
Other News
Jejy Music – Fampianarana: nodimandry Razakamahefa Hery
Iray amin’ireo nahavita be teo amin’ny tontolon’ny hira, Razakamahefa Hery. Tazana matetika teo amin’ny fandrindrana sy fitendrena ary fampianarana mozika izy. Nisy rahateo ny andian-javamaneno sy toerana fampianarana nametrahany ny dian-tanany… Lavo ny andrarezin’ny mozika ! Nodimandry ny 5 janoary teo Razakamahefa Hery. Iray amin’ireo mpikambana mpanorina ny Jejy Music, […]
Madagaslam : miverina ny hetsika « Slam »
Hotanterahina ny asabotsy 7 janoary 2023 eny amin’ny «Institut Français de Madagascar» na IFM Analakely ny « Scène Slam » karakarain’ny fikambanana Madagaslam. Hetsika voalohany amin’ity taona 2023 ity ary santatry ny hetsika rehetra ho tanterahina ao anatin’ny taona. Hetsika natao hoan’ireo te haneho ny talentany sy ny fahaizany izy io. Misokatra […]
Mirado sy Reko Band: hisehatra eny amin’ny Alliance Française Andavamamba
Hotanterahina eny amin’ny “Alliance Française Andavamamba” ny asabotsy 7 janoary 2023, amin’ny 2 ora tolakandro ny fampisehoana ataon’i Mirado sy ny Reko Band. Efa lany tanteraka ny tapakila fidirana. Tsinjo sahady ny ho fahombiazan’ny hetsika. Vonona ny mpanakanto, mpandray anjara, hanome ny tsara indrindra ho an’ny mpankafy marobe. “Seho mendrika […]
Tetikasa Papriz : hizarana zezika ny mpamboly
Manohana ny tetikasa Papriz ny orinasa Ambatovy, anisan’ny ahitana renivola japoney Sumitomo. Hisy ny fizarana zezika ny tantsaha mpamboly, ao anatin’ny tetikasa japoney Papriz, hiatrehana ny taom-pambolena 2022-2023. Tanteraka izany, taorian’ny fifampiraharahana teo amin’ny filoha Rajoelina sy ny tale jeneralin’ny Sumitomo Corporation, nandritra ny fihaonambe Ticad faha-8 tany Tonizia. Tanjona […]






