Other News

Entana lany daty: mitentina 800 tapitrisa Ar nodorana

Tao anatin’ny herintaona, nahatratra 817 096 940 tapitrisa Ar ny vidin’ireo entana lany daty nodoran’ny teo anivon’ny minisiteran’ny Varotra sy ny indostria. Tsy fanajana ny fenitra tokony arahina ho an’ny mpanjifa, tafiditra anatin’ny tanjona napetrak’ity ministera ity ny famongorana ireo entana ireo. Anisan’ny karazan’entana sarona niparitaka saingy efa lany daty ny paty, […]

Inde sy Madagasikara: miara-miasa ho fampandrosoana ny sehatra indostria

Mifanome tanana amin’ny fampiroboroboana ny Taninketsa Indostrialy i Inde sy Madagasikara. Nandray ny masoivoho vaovaon’i Inde, SE Bandaru Wilsonbab, ny minisitra Razafindravahy Edgard, misahana ny fampiroboroboana ny Indostria, ny varotra sy ny fanjifana (MICC) ny 29 desambra2022. Tsapan’ny ministra Ed­gard Razafindravahy tamin’ny fitsidihany ta­ny an-toerana, ny lanjan’ny fandrosoan’ny firenena indiana […]

Tae-Kwon-Do WT : hatao any Toamasina ny fifaninanana

Hampiantrano ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara, eo amin’ny taranja Tae-Kwon-Do WT, ny ligin’ Atsinanana. Hotantera­hina ny 5 ka hatramin’ny 7 janoary ho avy izao, ny fifaninanam-pirenena, ho an’ny sokajy rehetra. Hiady izay ho lohany amin’ izany, ireo ligy 9 mandrafitra ny federasiona. Hanana ny lanjany manokana ity fihaonana ity, […]

Fahafatesan’i Pelé : nanome voninahitra azy ny mpankafy baolina kitra rehetra

Nodimandry i Edson Arantes Do Nascimento na i Pelé, mpanjakan’ny baolina kitra brezilianina sy eran-tany, ny alakamisy lasa teo. Tao­ri­an’izany, naneho ny fihetseham-pony mahakasika izany, ireo olo-malaza rehetra, tao anaty tambajotra serasera. Araka izany, nanoratra hafatra ho an’i Pelé ireo kin­tan’ny baolina kitra ankehitriny, isan’izany i Messi, mpilalao Arzantina, “ […]