Other News

Raholinarivo Paolo : “Mila filaminana ny vahoaka”

“Andao mba hifanampy, rehefa tsy afaka hanome na inona na inona ny vahoaka ho hanina amin’ny fety isika: mba hampisakafoantsika filaminana izy”, hoy ny filohan’ny Sendikàn’ny adminisitratera sivily (Synad), Raholina­ri­vo Solonavalona Paolo, amin’ izao fetin’ny faran’ny taona izao. Mba ny filaminana izany no ataony sakafo. Satria miakatra dia miakatra ny […]

Fahatongavan’ny taona vaovao: nirary soa ho an’ny Malagasy ny filoha teo aloha Ravalomanana

Efa niarahaba sahady ny ma­lagasy amin’izao hahatongavan’ny taona vaovao 2023 izao ny filoha teo aloha, Rava­lo­ma­na­­na Marc. Nirary soa sy fa­hom­biazana sy fanantenana ho an’ny vahoaka tenany. Nian­tso­any koa mba tsy ho kivy na ho ketraka fa mbola hisy fararany izao. “Manàna fanantenana ary minoa fotsiny ihany fa aza ma­tahotra. […]

Pr Andrianarisoa Ange : “Ilaina ny fifampiresahana hamahana olana”

Nitondra ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena ny Arema. Nambaran’ny sekretera nasionaly lefitra, ny Pr Andrianarisoa Ange fa anisan’ny nataon’ny amiraly Ratsiraka ny nampivondrona ireo hery politika rehetra teo anivon’ny FMDR, tamin’izany. “Anisan’ny mpikambana tao ny eo anivon’ny MFM. Tsy misy zavatra vita izany raha tsy eo ny fifampiresahana”, hoy izy. […]

Jery taratra… Mijery lavitra hatrany…

  Mijoro ny Vondrona maroloko mpanome tanana ny filoha (VMMTF), nilaza fa mahahenika ny faritra 23. “Olon’ny fahendrena sy fifankatiavana isika Malagasy, ka izany indrindra no tokony hamerenana ireo soatoavina ireo”, hoy ny filohany, Rasolofonoroniaina Julia (Mishah). Hanelanelana ary hanampy amin’ny fikaroham-bahaolana eo amin’ny vahoaka sy ny mpitondra ny vondrona, hampirindra […]