Ifampitadiavan’ny polisy i Tintin, kambana amin’i MadMax. Tsy ilay mpihira malaza akory fa ilay jiolahy maty voatifitra ny alin’ny 24 desambra 2022 teo. Jiolahy mpamerin-keloka izy mirahalahy kambana. Samy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana, na tsy mbola ampy taona aza. Voatifitra ny alin’ny 24 desambra i MadMax. Taorian’izay, nampandosirina na nanjavona […]
Other News
Tratry ny farany e !
Hivalona anio ny taona 2022, arabaina nahatratra ny farany e ! Nmbinin-janahary ka velon’aina. Mbola hiriaria miaraka amin’ny fianakaviana sy ny mpiray tanindrazana. Hanaraka ny taona madiva ho tapitra anie ny ratsy rehetra niainana, ny sedra mafy nolalovana, ny fahantrana tsy maintsy nozakaina. Samia ho tafita soa, hahatsipaka ny anio daholo. Firifiry […]
Taona 2023: Iandrandrana fiainana vaovao
Taom-baovao, fanantenana vaovao ! Tsy hoe miandry fahagagana fa miandrandra fiainana tsaratsara kokoa. Mifampirary soa ny mpianakavy sy ny mpiray tanàna, ary ny mpiray tanindrazana. Ho dobom-pitahiana ny taona 2023. Hanao ahoana ny taona vaovao 2023? Misy hatrany ny tombatombana, saingy tsy misy mahafantatra izay havoakan’ny ampitso: tsy azo ireharehana, […]
Tselatra
Raim-pianakaviana iray nanadio lava-drano no maty tototry ny biriky tetsy Alakamisy-Anosiala, omaly. Tsy nanampo na inona na inona, nidina tao anatin’io lava-drano io ity lehilahy ity. Tampoka, nilatsahan’ny biriky avy any ambony izy. Nisy nilaza fa nihotsaka ny vavan’ny lavaka ka nianjera taminy. Ny hafa nitantara fa, nampidina biriky tamin’ny […]
Nahitana 1 tapitrisa Ar : jiolahy iray voasambotra
Tra-tehaky ny fokonolona sy ny mpitandro filaminana ny mpamaky trano iray ikoizana tao Ambositra, afakomaly. Nihaodihaody nanerana ny tanàna, nampandre ny manam-pahefana ny mponina. Natao avy hatrany ny vela-pandrika. Vokany, voasambotra ny lehilahy iray niaraka tamin’ny vola nitentina 1 661 000 Ar. Nahitana kavin’omby dimy koa teny aminy. Natao ny fanadihadiana, nilaza […]






