Other News

Fitrandrahana volamena : tsy ho sakanana ny vahoaka madinika

Ahitana toeram-pitrandrahana harena an-kibon’ny tany vaovao ao amin’ny distrikan’i Mandritsara, faritra Sofia. Voalaza fa volamena no mora trandrahina amin’izany toerana izany, fa eo koa ireo karazana vato sarobidy hafa sy vato indostrialy. Nitodika manokana tamin’ny mponina any an-toerana ny solombavambahoakan’i Mandritsara, Rasolomanana Olivier, momba ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana sy […]

Malagasy : ambany loatra ny fahefa-mividy

Araka ny fanadihadiana natao, ambany ny fahefa-mi­vidin’ny Malagasy maro an’isa. Salanisa amin’ny karama 141, 43 euros. Misy elanelana 93 % ny an’i Mada­gasikara sy Frantsa eo amin’izay salanisa amin’ny karama izay. Midika izany fa maro an’isa ny kely fidiram-bola sy mahantra amin’ny Malagasy, singa mam­pahazo vahana ny kolikoly, halatra isan-karazany,ny […]

Kaominina Ambositra : notolorana fitaovana ireo fikambanan’ny mpiompy trondro

Notanterahina tamin’ny 24 desambra lasa teo, tao amin’ny Kaominina Ambositra, ny fizarana fitaovana ho an’ireo fikambanana mpiompy trondro. Lanonana izay natrehan’i Mahatante Paubert, mi­nisitry nyJono sy ny toekarena manga. Fikambanana mpiompy trondro miisa 10 eo no nisitraka izany. Fitaovana toy ny “moto-pompe”, “brouet­te”, “tuyau” ary sakafon-tron­dro, no nomena azy ireo […]

Fanafihan-jiolahy: raim-pianakaviana maty niboraka tsinay

Maty voatifitry ny jiolahy roa lahy nitam-basy ny raim-pianakaviana iray tao amin’ny fokontany Maha­tsinjo, kaominina ambanivohitra Ranotsara avaratra, ny alin’ny 25 hifoha 26 de­sambtra teo. Niditra an-keriny tao amina tokantrano iray ao an-toerana ireo jiolahy. Nandondona ny varavarana, tsy namaha ny tompon-trano. Nanakana sady niaro ny vadiny tamin’ireo olon-dratsy ny […]