Other News

Filaharan’ny FIFA: tsy nihetsika ny Barean’i Madagasikara

Namoaka ny filaharan’ireo ekipa mivondrona ao aminy ny federasiona iraisam-pirenen’ny baolina kitra (FIFA) , omaly alakamisy. Tsy mihetsika fa mijanona eo amin’ny laharana faha-102 maneran-tany ny Barea de Madagascar. Noho ny tsy mbola fisian’ny lalao nataon’ny Malagasy ny anton’izany, araka ny voalaza. Tsy nisy fiovana toy izany koa ny voalohany […]

Kitra any ivelany: efa manao fanazaran-tena sahady i Mbappé

Taorian’ny fahavitan’ny “Mondial 2022”, tany Qatar, tsy niandry ela fa avy hatrany dia niverina nanao fanazarantena i Kylian Mbappé. Mbola izy irery no manatanteraka izany, omaly alakamisy, tany amin’ny ivontoerana “Camp des Loges”, fanaovan’ny Paris Saint- Germain, klioba ilalaovany, fanomanana. Tsiahivina fa voahosotra ho mpilalao mpamono baolina be indrindra i […]

Mpanakanto maro no hanafana… Efa lany avokoa ny tapakila amin’ny “Noely Fihobiana”

Seho Noely goavana indrindra amin’ity ny “Noely Fihobiana”. Misy tanjona hotratrariny ny hetsika, ankoatra ny maha  fampisehoana azy. Efa lany mialoha avokoa ny tapakila. Efa fahombiazana mialohan’ny seho ny fahafantarana fa tsy misy intsony ny tapakila. Mikasika ilay hetsika “Noely Fihobiana”, izay tontosaina anio etsy Mahamasina io. Marina fa tsy […]

Volonandro fety – Ethnika: hanafana sehatra ny DJ sy ry Broducer…

Hafana indray ny fiarahana amin’ity faran’ny herinandro ity sady ao anaty fety Krismasy rahateo izany. Haneho ny maha izy azy indray ny kalaza amin’ny fampandihizana sy fikosehana kapila, DJ Cyemci, anio 23 desambra, manomboka amin’ny 9 ora alina, ao amin’ny Ethnika Analakely. Fotoana hanehoany ny traikefa ananany tao anatin’ny taona […]

Na nisy ny Noely na tsia… Mivavaka sy mahalala an’Andriamanitra ny Malagasy

Iray amin’ireo firenena nampidiran’ny vazaha ny atao hoe « finoana » ny teto Madagasikara. Nanara-dia tao anatin’izany avokoa rehefa fepetra mety hampitoetra maharitra ny « resa-pinoana ». Anisan’ireny ny anaran’ny finoana, ny fombafomba fanao, sns. Samy nandray izay naharesy lahatra azy ny Malagasy… Nanomboka teo, zavatra maro no niova ! Anisan’ny fitaovam-piadiana iray mahery vaika nialoha […]