Other News

MSK: miezaka mamerina ny hasin’ny boky

Lanonana ara-kolontsaina maroloko no natao, ny alakamisy 22 desambra 2022, teny amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Nisy ny famoahana ny boky mirakitra ny tantaram-piainan-dRamampy Pierre sy ny an’i Eugene Lechat. Ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Lalatina Rakotondrazafy Andriatongarivo no nitarika ny lanonana. Tonga nanotrona izany ireo olo-manan-kaja maro sy tale […]

Drafitrasa SNDR: voka-bary amboniny 1 tapitrisa taonina amin’ny taona 2024

Natao, omaly, teto Antananarivo, ny atrikasa mikasika ny Drafi-pirenena fanajariana ny vary, andiany fahatelo (SNDR III). Tanjona ny hanatsarana sy ny hampitomboana ny vokatra, hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Nanomboka ny taona 2008 ny SNDR I, mirakitra ny paikady hanatsarana ny sehatry ny vary eto Madagasikara. Nitohy ny taona 2014 ny […]

Fampandrosoana: miara-miasa ny MEDD sy ny MAM

Maherin’ny 5 tapitrisa ny isan’ny mpanao asa tanana malagasy. Mampiasa akora voajanahary ny maro amin’izy ireny. Mba hisian’ny fiantohana maharitra ny akora fototra, ilaina ny fikajiana sy ny fitantanana mirindra ny zavamaniry ampiasain’izy ireo. Natao sonia, omaly, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy (MEDD) […]

Sekoly ambony ESTIIM: mamaly ny tolotrasa be mpitady ny andiany “Manjaka”

Nanokatra ny fankalazana ny faha-20 taona, tao amin’ny fiangonana FJKM Atsimon’i Mahamasina, ny sekoly ambony ESTIIM*, najoro ny 10 oktobra 2002. Tamin’ny 21 desambra 2022 teo koa, namoaka ny Andiany « Manjaka », miisa 141 io sekoly io, manomboka amin’ireo manana mari-pahaizana DTS ka hatramin’ny Master 2. Mamaly ny tinady miompana amin’ny […]