Notanterahina tetsy amin’ ny Tranompokonolona Analakely, ny alarobia teo, ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny fikambanan’ny mpivarotra miisa sivy (Andravoahangy, Ambohimanarina, Anjomakely, Ambohijatovo, Andrianjaka, Tsimialonjafy, Ampasampito, Anosibe). Fanehoana fahavononana hanome tanana an’Antananarivo amin’ny fomba fandaminana rehetra sy ny fanatsarana ary ny hanovana ny rafitra sy ny […]
Other News
“Maison Blanche” : noraisin’ny filoha amerikanina ny filoha Rajoelina
Anisan’ny niavaka amin’ny fihaonana an-tampony eo amin’i Etazonia sy Afrika ny nandraisan’ny filoha Amerikanina, Joe Biden ny filoha Rajoelina Andry tao amin’ny “Maison Blanche” any Washington. Dinika manokana natao, mialoha ny fivoriana iaharana tamin’ny ireo filoham-panjakana avy amin’ny firenena afrikanina efatra hafa, anisan’ny hikarakara fifidianana amin’ny herintaona. Nambaran’ny filoha Amerikanina […]
Filaminana mitaky fitoniana
Tsy mbola milamina tanteraka ny raharaha politika eto amin’ny firenena. Niaraha-nahita, omaly, fa nametraka taratasy fangatahana ny hevitry ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny Filankevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny firenena tsara tantana, momba ilay fitsipaham-pitokisana. Andrasan’ny mpanara-baovao sy ny sarambabem-bahoaka ny ho tohin’izany. Indrindra fa mipoitra tsikelikely […]
Sri-lankais saika hiondrana : Vato sarobidy tratra tanaty fitombenany
Sahy maty! Voasambotra teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny teratany srilankey nikasa hihazo ny Nosy Maorisy. Nahatrarana vato sarobidy maro tao an-kibony. Natsofoka tany amin’ny lava-pitombenany. Voasambotry ny polisy misahana ny fanaraha-maso ny sisin-tany sy ny fivezivezen’ny mpandeha mivoaka sy miditra (PAF Ivato) eny amin’ny seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Ivato, ny talata 13 […]
Milaza ho afaka mamoaka gadra : nalefa nanampy isa ireo voafonja
Voatazona am-ponja vonjimaika ao Miandrivazo i Soandro, lehilahy 48 taona, monina ao Ambohimandroso Andrefana, fokontany sy kaominina Ambatolahy. Milaza fa afaka mamoaka olona migadra ao an-toerana izy. Nambarany koa fa mahafantatra olona ao amin’ny fitsarana ao Miandrivazo izy handreseny lahatra olona. Araka izany, nifanena tamina vehivavy iray avy any Belo-Tsiribihina, […]






