Other News

Fanehoan-kevitry ny birao politikan’ny MMM: “Tsy marin-toerana intsony ny Andrimpanjakana…”

Naneho ny heviny, manoloana ny toe-draharaha eto amin’ny firenena ny eo an­ivon’ny antoko Malagasy mi­ara-miainga. Nohitsin’izy ireo fa tafiditra anatin’ny krizin’ny samy Andrimpanjakana ny firenena amin’izao. “Tsy marin-toerana intsony ireo Andrimpanjakana no­ho ny tsy fahaiza-mitantana sy ny tsy fanarahan-dalàna”, hoy izy ireo. Niantso ny hampitsaharana sy ny fanapotehana ny firenena […]

Fitakian’ny KMF/Cnoe : “Hatsaraina ny lalàm-pifidianana”

Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny KMF/Cnoe, taorian’ny fivorian’izy ireo ny herinandro teo. Nivoitra ta­min’izany, tonga ny fotoana hanatsarana ny andininy vitsivitsy ao amin’ny lalàna 2018-008. Anton’izany ny hisian’ny fifidianana malalaka, andraisan’ny rehetra anjara sy eken’ny rehetra ka hitondra filaminana ary indrindra fa hahamarin-toerana ny kandida ho lany eo. “Fotoana izao […]

Fiaraha-miasa amin’ny UA: nofanina hisoroka krizy ireo vehivavy…

Nisokatra, omaly tetsy Ivandry ny atrikasa fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo vehivavy parlemantera, ny avy amin’ny fiarahamonim-pirenena, ny sehatra tsy miankina. Niompana amin’ny fisorohana sy ny fitantanana krizy izany. Nambaran’ny solontenan’ny Vondrona Afrikanina (UA), eto amintsika, i Hawa Ahmed Youssouf fa anisan’ny kaontinanta tsy afa-bela fa mbola feno krizy i Afrika. “Zava-dehibe […]

“Sommet Etazonia – Afrika”: indroa handahan-teny ny Filoha Rajoelina

Efa any Washington ny filoha Rajoelina mivady sy ireo delegasiaona miaraka aminy. Hanatrika ilay fihaonana an-tampony eo amin’i Etazonia sy ireo mpitondra fanjakana afrikana “Sommet US – Africa 2022”. Maherin’ny 50 ireo fi­loham-panjakana sy filoham-pirenena hiatrika izany any an-toerana. Anisan’ny maha zava-dehibe ny fihaonana, ny lafiny jeostratejika na diplaomatika fa […]

Famerenana na fanarenana ifotony

Tsy milamina be ihany ny tontolo politika amin’izao: tsy hita be ihany, saro-binanina sy tsy ampoizina izay mbola mety hitranga… Hanao ahoana? Tsy inona fa ny amin’ny fitsipaham-pitokisana nandamoka saika nataon’ny Antanimierampirenena tamin’ny governemanta. Mbola mampanontany tena ny sasany ao anatiny na mpitazana ety ivelany izay antony fototra nampiatoana na […]