Natao, ny 10 desambra teo, ny fandrotsahana zana-trondro miisa 5.000, ao amin’ ny farihin’i Tsiazompaniry, distrika Andramasina. Fanindroany ity hetsika ity, iarahan’ny fitantanana jeneraly ny fitananam-paritry ny jono sy ny toekarena manga (DGEB sy ny DRPEB) manatontosa. Nanatrika ny fotoana teny Tsiazompaniry ny minisitry ny Jono, Mahatante Paubert sy ireo […]
Other News
Olan’ny Jirama: efa mandeha ny andrana amin’ny gropy G4 Andekaleka
Nanomboka ny herinandro lasa teo ny andrana ny gropy fahefatra G4 any Andekaleka, nampifandraisina amin’ny Tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA). Taorian’izany, natolotra, omaly, ny fampahafantarana ny fampihodinana ny fitaovana sy ny milina, miainga avy any Andekaleka mankany Ambohimanambola. Manana tanjaka 30 MW ny gropy G4, izay vao napetraka any Andekaleka. Manana tanjaka […]
Afrika: tokony ho foana ny mosary amin’ny taona 2023
Raha jerena ny antontanisa ankapobeny aty Afrika, azo foanana tsara ny mosary sy ny tsy fahampian-tsakafo. Satria azo hajariana sy ambolena ny 65%-n’ ny velaran-tany sady lonaka, ary misy ny loharanom-bola afaka manohana, toy ny Bad sy ny Fida. Saingy tsy ho tratra ato anatin’ny fotoana haingana izany raha ny […]
Antoko Arema : nofanina haitarika ny tanora
Niofana nandritra ny telo andro ireo tanora Arema sy ireo mpikambana eo anivon’ ny mpianatra (Marema), manerana ny distrika 119. Nanompanana ny fanofanana tamin’izao fihaonambe izao ny momba ny politika sy ny antoko. Eo koa ny haitarika “Leadership” ary ny lafiny serasera sy ny fifandraisana. “Ilain’ny tanora izany fiofanana izany […]
Fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana: hahemotra hatramin ’ny janoary ny fanisana mpifidy
Nanapa-kevitra ny Ceni fa hohalavaina hatrany amin’ny faran’ny volana janoary 2023 ny fanisana mpifidy, raha tokony hifarana ny faran’ny volana desambra izao izany, araka ny fanazavan’ny mpampakateny, Andriamarotafika Ralaisoavamanjaka. “Mandeha ny fanisana mpifidy raha ny tany amin’ny faritra Amoron’i Mania”, hoy izy. Nefa ao anatin’izao fahavaratra izao, manararaotra ny filahatsahan’ny […]






