Other News

Fiovan’ny toetr’andro: ilaina ny fiantohana ny fambolena

Araka ny fanadihadiana nataon’ny SFI*, tsy misy fiantohana momba ny fambolena eto Madagasikara, nefa betsaka ny iharan-doza, vokatry ny fiovan’ny toetr’andro ankehitriny. Tsy vitsy ny tantsaha maniry ny hisian’ny fiantohana momba ny voly, hita izany eto amin’ny faritra Analamanga, araka ny fanadihadiana na­taon’ny Banky iraisam-pirenena. Matetika loatra ny tondra-drano, hain-tany […]

Tetikasa Africa Rice: ahazoana vokatra 7t/ha ny vary evoka

Tapitra ny ESA Parboil, na tetikasa fanaovana vary evoka, ao anatin’ny fandaharahasa Africa Rice, tohanan’ny sampana fampandrosoana alemà GIZ ara-bola. Tafakatra hatrany amin’ny 7ha/taonina ny vokatra azo avy amin’ity karazam-bary ity. Nilaza ny lehiben’ny Africa Rice Mada­ga­si­kara, ny Dr. Gau­diose Mujawamariy, fa tanjona ny fampitomboana ny fidiram-bolan’ny tantsaha mpamokatra, iadiana […]

Toamasina: niofana haitarika ny Tim

Efa maka bahana. Niofana momba ny politika sy ny fahaiza-mitarika ireo mpikatroka Tim, any Toamasina. Notanterahina ny faran’ny herinandro teo tao Ankirihiry izany, notarihin’ireo tompon’andraikitry ny antoko Tim avy amin’ny faritra Atsi­nanana. Nisy ihany koa ny fifampitam-baovao mo­mba ny fandaharan’asan’ny antoko sy ny toromarika ho fano­hizana sy fanatsarana ny asa […]

Tsy fahatomomban’ny fikarakarana ny fifidianana: nandrahona haka fanapahan-kevitra politika ny Tim

Nanao fanambarany ny eo anivon’ny Tim, tamin’ny alalan’ny filohany, Ravalomanana Marc, omaly. Nambarany tamin’izany fa handray fanapahan-kevitra ara-politika lehibe momba ny zotram-pifidianana eto amin’ny firenena izy ireo raha tsy misy ny fepetra raisina hanarenana maika izao tontolo manodidina ny fifidianana izao. Notanisainy tamin’izany fa tsy milamina ary tsy azo antoka […]

Filoha Rajoelina : “Ezahina ny famokarana anatiny”‘

Nandray ny filoha vaovao mitantana ny Fida, Alvaro Lario, ny filoha Rajoelina Andry, omaly, teny Iavoloha. Anisan’ny noresahan’ny roa tonta nandritra izao fihaonana izao ireo seha-piaraha-miasa eo amin’ny roatonta. Tafiditra ao anatin’izany ny fanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo, iarahana amin’ ireo tetikasa Defis, Formaprod, Cosop… “Fanamby ho an’i Mada­ga­sikara ny famokarana […]