Mitsidika eto amintsika ny filoha lefitry ny Banky Iraisam-pirenena ho an’ny faritra Afrika Atsinanana sy Atsimo, Victoria Kwakwa. Noraisin’ny filoha Rajoelina Andry teny Iavoloha ny tenany sy ireo delegasiona niaraka taminy. Nanaovana jery todika ireo seha-piaraha-miasa eo amin’ny Banky Iraisam-pirenena sy Madagasikara. Anisan’izany foto-drafitrasa toy ny lalana, ny fanabeazana, ny […]
Other News
Mila fiaraha-mientana !
Resabe tato anatin’ny andro vitsy ny fiparitahan’ny sary eny amin’ny tambajotran-tserasera, mahakasika ny mpanakanto mampirantiranty fitombenana sy manao fihetsika « mamoafady ». Maro ny tafintohina, saingy betsaka ihany koa ny niaro ireny mpanakanto ireny. Andaniny, misy ny milaza fa mandala ny soatoavina sy ny hasina maha Malagasy ka manankiana tsotra izao ireo […]
Nirefotra ny basy: vehivavy voaroba tanaty taxi-be
Voaroba tao anaty taxi-be, tetsy Anosizato Atsinanana ny vehivavy iray, omaly antoandro. Nanapoaka basy ny olon-dratsy nakana ny vola sy ny firavaka teny aminy. Tsy mifidy toerana hanaovana ny asa ratsiny intsony! Jiolahy roa lahy nitondra moto “scooter” indray no nandroba ramatoa nandeha taxi-be, omaly atoandro tokony ho tamin’ny 11 […]
Soavimasoandro : mpamaky trano tratra
Voasambotry ny polisy omaly tokony ho tamin’ny 05 ora maraina teo ny rangahy iray avy namaky trano tetsy Soavimasoandro. Tratra ambodiomby ity jiolahy ity ka noraisim-potsiny. Saron’ireo polisy mpanao fisafoana teny an-toerana tokoa izy niaraka tamin’ireo entana halatra maro isan-karazany. Mbola hita teny aminy ny “amplificateur” miisa roa, “table de […]
Tafaverina ny omby : dahalo iray voasambotra
Tafaverin’ireo miaramila miasa ao Belo Tsiribihina, omaly, ireo omby voaroban’ ny dahalo tao Bemahasoa, kaominina Bezezika distrikan’i Mahabo. Voasambotra nandritra izay koa ny dahalo iray isan’ireo nandroba ireo omby miisa 38 isa. Azo ihany koa ny basy nampiasainy. Taorian’izay, natolotra an’ireo zandary mpanao famotorana ity malaso ity. Ankoatra izay, nitrangana […]






