Other News

Filoha Rajoelina Andry Nirina: « Tsy avelantsika ho tapaka sy hisy sakana ny asa fampandrosoana an’i Madagasikara”

Herintaona mahery mialoha ny fahataperan’ny fotoam-piasany, mitohy ny fanatanterahan’ny Filoham-pirenena sy ny fitondrana izay tarihiny ny velirano. Any amin’ny faritra Fitovinany izy nitokana fotodrafitrasa sy vatofototra maromaro, nanomboka omaly. Nanomboka omaly, hi­tohy anio ny fitsidihana ataon’ny Filoham-pirenena Rajoelina Andry ny any amin’ny renivohitry ny faritra Fitovinany, ao Mana­kara. Anton-diany ny […]

Judo-“Tournoi International”: mangataka fanohanana i Nampoina

Sambany eo amin’ny tantaran’ny Judo malagasy ny fandraisana anjaran’ny judokas jamba, ny fifaninanana hahazoana tapakila hiatrika Lalao Olympika. Hihazo an’i Kodokan Japan, ny 6 desambra izao, hiatrika ny “Grand Tournoi International” natokana ho an’ny mpikatroka manana olana ara-pahitana na jamba, Rakotoarivelo Nampo­i­na Daniel, judokas jamba. Mbola tsy ampy anefa ny […]

Kitra – Orange Pro League: lavon’ny Uscafoot ny Tsaramandroso Formation

Tsara fanombohana ny ekipan’ny kaominina Antana­na­rivo renivohitra Uscafoot, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasi­ka­ra, taranja baolina kitra “Or­an­ge Pro League”. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 3 no ho 0 ny Tsaramandroso Formation Boeny, teo amin’ny andro faharoa, ho an’ny kaonferansy atsimo. Lalao notanterahina teny amin’ny kianja Alarobia, ny asabotsy lasa […]

Handball – IHF Trophy U20 zazalahy : Tompondakan’ny faritra fahafito ny Akio

Tsy mbola afa-bela tamin’ny Akio Madagascar ny Club M Maorisy, nandritra ny famaranana, niadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, taranja handball IHF Trophy, zazalahy. Mbola resin’ ny Malagasy tamin’ny isa 37 no ho 22 ry zalahy, teo amin’ny famaranana. Voahosotra ho tompondakan’ny faritra fahafito, taranja hand­­ball sokajy U20 zazalahy (IHF […]

Antsa sy boky: niavaka ny seho “Rohin-kalo”

Nitondra ny “Rohin-kalo” an-tsehatra ry Hanitra olive, Nirihaja, Soambinintsoa. No­tanterahina tetsy amin’ny CGM Analakely, ny asabotsy 26 novambra teo izany, nanomboka amin’ny telo ora tolakandro izany. Fahombia­zana ny seho “Rohin-kalo”… Nahasarika mpankafy literatiora maro, ary niavaka ny rindran-tsehatra sy ny herim-panehoana tamin’ity fampisehoana ity. Ankoatra ny seho an-tsehatra dia nisy […]