Other News

Voatondro ho nitondra volamena: Sinoa efatra miandahy nahatrarana basy

Mitrandraka sady ma­moaka volamena an-tsokosoko, sarona niaraka tamina volamena tsy ara-dalàna ny teratany sinoa efatra tao Marovahy, Mananjary, afakomaly. Noho ny fahafantarana fisiana teratany nitondra volamena teny amin’ny lalam-pirenena, nanao fisavana ny teo anivon’ny mpitandro filaminana. Nanao vela-pandrika, sarona tao anatin’ny fiara tsy mataho-dalana marika Nissan ireo Sinoa efatra mianadahy […]

Vehivavy nody alina: niharan’ny fanolanana faobe

Vehivavy iray tratra alina no niharan’ny fanolanana faobe, afakomaly, tao Ambatomanga, faritra Amoron’i Mania. Ankehitriny, efa voasambotra ny roa lahy tamin’ireo voalaza ho nahavanon-doza. Tranga mampalahelo. Vehivavy iray manodidina ny 30 taona, niharan’ny fanolana faobe, afakomaly tokony ho tamin’ ny 11 ora alina tao Ambodi­manga, andrefan’ny tetezana Amboay Ambositra. Nifa­nena […]