Nolerana zava-maranitra teo amin’ny fony sy ny ilam-peny ny lehilahy iray teny Ankadikely Ilafy, tamin’ny alahady alina. Nanomboka omaly ny fanadihadian’ny mpitandro filaminana. Namoy ny ainy ny raim-pianakaviana iray vokatry ny tsatok’antsy intelo nahazo azy. Nitrangan’ izany ny teny amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, afakomaly alina. “Nahenoin’ny mponina manodidina tabataba tao […]
Other News
Rakikira vaovao : Nafana ny famoahana ny « Za » Nate Tex
Na, ho an’i Nate Tex, na ho an’ny mpijery sy mpankafy ny sanganasany. Andro lehibe ho azy ireo ny andro omaly, nivoahan’ny rakikira « Za » Nate Tex. Tao anatin’ny hafanana tanteraka ny seho. «Tena zava-dehibe loatra amiko ity. Mitantara fiainana be ilay rakikira…», hoy i Nate Tex nandritra ny fampahafantarana ny […]
TARATRY ny KANTO
Voatohintohina ny kolontsaina sy ny soatoavina malagasy. Tsy mpamono olona ny Malagasy. Tsy mpanao sorona olona ny Malagasy. Soatoavina malagasy hita manerana an’i Madagasikara ireo. Amin’izao fotoana, anefa, mivaha izany. Sahin’ny Malagasy ny mandatsak’aina. Toa tsy atahorany intsony ny tody izay tsy azo hialana. Nisesisesy tato ho ato ny tranga […]
Fifaninanana – Ma-Hery Futsal : Hatramin’ny 14 febroary ny fisoratana anarana
Hotanterahina ny 22 febroary hatramin’ny 1 marsa ho avy izao, etsy amin’ny kianja mitafo Mahamasina, ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny Oniversite, “Ma-hery Futsal”. Araka ny fanazavan’ ny mpikarakara Fief Mada tetsy Mahamasina, ny sabotsy lasa teo, mbola misokatra hatramin’ny 14 febroary ho avy io, ny fisoratana anarana amin’izany. Tsara mampahatsiahy […]
DAKA AN-JORONY: Ny hazo no mijoro dia ny fakany
Ao anatin’ny fanavaozana ny mpitantana ao aminy ankehitriny ireo taranja isanisany. Nisy ny efa nahavita ny azy, fa ao kosa ireo vao hiatrika izany. Raha ny zava-misy eo anivon’ny federasionina, nametraka fiovana ireo ligim-paritra. Midika izany fa te hivoatra any amin’ny tsaratsara kokoa. Ny fiovana, tsy midika fa tsy nahavita […]







