Andro sisa isaina dia higadona ny sabotsy 20 sy alahady 21 desambra hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana ny herin’ny zatovo Malagasy) 2025. Hetsika hatao any Manjakandriana. Mpandray anjara manodidina ny 400 eo no andrasana, araka ny nambaran’ny filohan’ny Fihezama, Rakotovao Jacky Raymond, izay mbola manentana hatrany ho an’ireo maniry ny […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Niakatra an-tsehatra, omaly, tao amin’ny Kianja Complexe Stadium Cote d’Or, Maurice, ny Barea zandriny, lahy sy vavy. Nahita fandresena roa nisesy be izao ny sokajy lehilahy, rehefa nandresy an’i Seychelles, tamin’ny isa 4 no ho 0, sy ny La Réunion, 8 no ho 1. Fahombiazana ihany koa ny an’ny vehivavy, […]
Tsipy kanetibe : Tafajoro ireo ligy 5 vaovao
Ankoatra ireo ligim-paritra miisa 7 efa nisy teo amin’ny taranja tsipy kanetibe, ahitana an’Analamanga, Vakinankaratra, Matsiatra Ambony, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Menabe ary Itasy, mijoro ara-dalàna ihany koa ireo 5 vaovao. Tontosa ny 13 desambra teo ny fifidianana izay ho filoha hitantana azy ireo. Araka izany, lany ho an’i Bongolava, Razakamanantsoa […]
Rugby- Fankalazana ny faha-125 taona: Hitsapa ny heriny amin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina
Hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny “Super coupe de Madagascar”, taranja rugby. Noho ny tsy fahafahan’ny FTM Manjakaray no antony. Niova ny fandaharam-potoana ka hidona amin’ny Cosfa, tompon’ny amboara, ny CEA Andranomanalina, mitarika vonjimaika eo amin’ny fifaninanana “XXL Top 12”. Niova tampoka ny fandaharam-potoanan’ny Malagasy Rugby. Raha ny voalahatra mantsy tokony […]
VAOVAO TAMBATRA
Miverina amin’ny laoniny ny fampiakarana rano (station de pompage) ao amin’ny kaominina Ivato, distrika Vohipeno. Vahaolana lehibe ho an’ny tantsaha, indrindra amin’ny fambolem-bary. Ahitana vavany 3, samy manana tosika 600 m3/ora. Mandeha amin’ny herin’ny masoandro (98 kW), manondraka lemaka 350 ha. Efa ho 50 taona no nisy fitaovana fampiakaran-drano farany […]






