Noraisin’ny Yas Madagasikara, teny Andraharo, omaly, ny mpilalaon’ny Ankoay sy ireo Staff teknika ary ny mpanazatra, taorian’ny nandrombahan’i Madagasikara ny tompondakan’i Afrika basikety 3×3, sokajy lehilahy sy vehivavy. Fifaninanana notontosaina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. “Chèque cadeau” 52 000 000 Ariary no natolotry ny Yas ho […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Ny ekipan’ny AS Valahara Vakinankaratra no nanolo ny toeran’ny CFFA Andoharanofotsy amin’ny fifanintsanana « Tournoi des grands élites », any Antsirabe. Efa nanomboka omaly ny fifaninanana. Tsiahivina fa nataon’ny mpikarakara hanomanana ny fifaninanam-pirenena “Pureplay Football League (PFL) », ity fifanintsanana ity. Ankoatra ny AS Valahara, ny Disciples FC sy ny Fosa Juniors ary […]
Tsipy kanetibe : Haverina rahampitso ny fifidianana
Taorian’ny tsy fahatanterahan’ny fifidianana ho filohan’ny ligy, taranja tsipy kanetibe, teto Analamanga sy tany Matsiatra Ambony, ny sabotsy lasa teo, nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety tetsy Ampefiloha, omaly, Ramanandraibe Olivier Solondrazana, filohan’ny Ceni tsipy kanetibe. Nohamafisiny fa hajaina ny lalàna velona mahakasika ny fifidianana, araka ny voarakitra ao anatin’ny sata […]
Baolina kitra : Tsy mbola nahazo ny valin-kasasarany ny Elgeco Plus
Tsy mbola tonga eo am-pelantanan’ny klioba Elgeco Plus ny vola tokony ho azony amin’ny maha tompondakan’i Madagasikara sy tompon’ny amboara nasionaly azy ireo. Raha tsiahivina, nanao pao-droa ity ekipan’Analamanga ity. Izy ihany koa no nisolo tena an’i Madagasikara teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika. Hatramin’ny omaly! Nilaza ny loharanom-baovao […]
TARATRY ny KANTO
Miantso ny rehetra hanao sonia ilay “Dinan’ny Gen Z Madagasikara ireo mpanoratra. Nanomboka izany ary nanao ny fanentanana Rakotoson Michèle, Raharimanana Jean Luc ary i Johary Ravaloson, izay samy fanta-daza eo amin’ny tontolon’ny literatiora. Dina izay nangonina an-tambajotra toy ny nitondran’ny Gen Z ny tolona izany, izay mirakitra ny fiarovana […]






