Other News

A consommer avec modération

La loi encadrant la production et la vente du « toaka gasy », l’alcool de fabrication locale et de manière artisanale a été finalement adoptée après de nombreuses années d’attente. On n’attend plus que la publication du décret d’application pour que la production et la commercialisation soient officielles. Généralement fabriqué à partir […]

TSELATRA

Nitohy ny sabotsy 6 desambra teo ny « Opération Mahomby » ataon’ny polisim-pirenena miasa eo Antananarivo Renivohitra. Manao fisafoana eny anivon’ny elakelan-trano sy toerana maro anatin’ny boriborintany miisa enina izy ireo. Tanjona ny hisorohana ny asan-jiolahy sy ny mpanararaotra akaiky andro fety tahak’izao. Mpamaky trano roa lahy tratra teny Anosipatrana Andrefana, naiditra […]

Ambolokandrina: Mpanendaka niharan’ny fitsaram-bahoaka

Naratra mafy niharan’ny daroka sy vono vokatry ny hatezeran’ny fokonolona ny mpanendaka iray, teny Am­bolokandrina, boriborintany faharoa, ny sabotsy teo, tamin’ ny 11ora alina. Olon-tsotra taraiky fodiana no lasibatry ny mpanao ratsy. Miisa efa-dahy ireo mpanendaka ka naka ny finday teny amin’ny lasibatra, tsy lavitra ny tetezana Ambo­lokandrina. Nano­hitra ireto […]